plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/22.txt

1 line
235 B
Plaintext

\v 22 \v 23 Rafa nitoetra teigny Galilia zareo, de hoy Jesosy tamin'reo mpianany hoe: "Ny Zanak'Ola de hatolota akeo an-tanan'ny ola, ary zareo hamono Azy, ary ny andro fahatelo de hatasangana Izy" Lasa nalaelo tanteraka reo mpianatra