auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 14:57:32 +08:00 committed by root
parent b1cd5fdfb2
commit cde587fb24
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa niteny Petera hoe: "Avy amin'reo vahiny," De hoy Jesosy taminy hoe: "De afaka amin'ny fandoavana zany reo vaoka Fa mba tsy hampanotantsika ny mpamory hetra, de mandihana akeigny amin'ny ranomasina, manipaza fitana akao, ary alaivo ny trondro ze miakatra volony Rafa vosokatra ny vavany, de hahita sekely enao Ndeso zny ary omeo reo mpamory hetra ho
Rafa niteny Petera hoe: "Avy amin'reo vahiny," De hoy Jesosy taminy hoe: "De afaka amin'ny fandoavana zany reo vaoka Fa mba tsy hampanotantsika ny mpamory hetra, de mandihana akeigny amin'ny ranomasina, manipaza fitana akao, ary alaivo ny trondro ze miakatra volony Rafa vosokatra ny vavany, de hahita sekely enao Ndeso zny ary omeo reo mpamory hetra ho Ahy sy ho anao"