auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 18:43:37 +03:00 committed by root
parent ff07750265
commit 5cadfca65a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa avy nempita zareo, de tonga taigny an-tanety takao Genesareta. Rafa nafantatra an'i Jesosy reo leila takao am'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo takeo amin'Azy ze ôla narary daôly. Nitalaho tamin'Azy zareo mbô ha
Rafa avy nempita zareo, de tonga taigny an-tanety takao Genesareta. Rafa nafantatra an'i Jesosy reo leila takao am'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo takeo amin'Azy ze ôla narary daôly. Nitalaho tamin'Azy zareo mbô hafahan-jareo mikasika ny oron'ankanjony fotsiny iany, ary betsaka reo nikasika an'zany ka sitrana.