diff --git a/14/34.txt b/14/34.txt index 2cfd0205..b60bc893 100644 --- a/14/34.txt +++ b/14/34.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa avy nempita zareo, de tonga taigny an-tanety takao Genesareta. Rafa nafantatra an'i Jesosy reo leila takao am'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo takeo amin'Azy ze ôla narary daôly. Nitalaho tamin'Azy zareo mbô ha \ No newline at end of file +Rafa avy nempita zareo, de tonga taigny an-tanety takao Genesareta. Rafa nafantatra an'i Jesosy reo leila takao am'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo takeo amin'Azy ze ôla narary daôly. Nitalaho tamin'Azy zareo mbô hafahan-jareo mikasika ny oron'ankanjony fotsiny iany, ary betsaka reo nikasika an'zany ka sitrana. \ No newline at end of file