auto save
This commit is contained in:
parent
84f016763a
commit
ff07750265
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy hatraigny Jesosy de naninjitra ny tànany, nitana an'i Petera, ary nitare tamin'azy hoe: "Anao ry kely finoana, fa magnino anao no magnahiahy?" Avekeo Jesosy sy Petera nande nihazo ny sambokely, ni
|
||||
Avy hatraigny Jesosy de naninjitra ny tànany, nitana an'i Petera, ary nitare tamin'azy hoe: "Anao ry kely finoana, fa magnino anao no magnahiahy?" Avekeo Jesosy sy Petera nande nihazo ny sambokely, nitsatra nitsoka ny rivotra. Avy akeo reo mpianatra tao agnaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nitare hoe: "Anao marina no Zanak'Andriamanitra."
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Rafa avy nempita zareo, de tonga taigny an-tanety takao Genesareta. Rafa nafantatra an'i Jesosy reo leila takao am'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo takeo amin'Azy ze ôla narary daôly. Nitalaho tamin'Azy zareo mbô ha
|
Loading…
Reference in New Issue