auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 15:34:47 +08:00 committed by root
parent f024d5c0fe
commit 3b96f360cf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Lazaiko marina aminareo, fa am'reo ze natera-beivavy de tsy misy miôtra no i Jaona mpagnano Batisa. Nefa ny ôla tsy mandanja ndrindra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra leibe no izy. \v 12 Nanômboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano Batisa ka hatrami'zao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lagnitra, ary reo olona mahery setra de maka anazy akeriny.
\v 11 Lazaiko marina aminareo, fa am'reo ze natera-beivavy de tsisy mihôtra noho i Jaona mpagnano Batisa. Nefa ny ôla tsy magnan-danja lôtra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra de gedabe noho izy. \v 12 Nanômboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano Batisa ka hatrami'zao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lagnitra, ary reo olona mahery setra de maka anazy akeriny.