From 3b96f360cfcfcdbf5502a23baa1d874eb482d677 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 17 Dec 2019 15:34:47 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 11/11.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/11.txt b/11/11.txt index 5fc7b533..fb6764db 100644 --- a/11/11.txt +++ b/11/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 Lazaiko marina aminareo, fa am'reo ze natera-beivavy de tsy misy miôtra no i Jaona mpagnano Batisa. Nefa ny ôla tsy mandanja ndrindra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra leibe no izy. \v 12 Nanômboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano Batisa ka hatrami'zao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lagnitra, ary reo olona mahery setra de maka anazy akeriny. \ No newline at end of file +\v 11 Lazaiko marina aminareo, fa am'reo ze natera-beivavy de tsisy mihôtra noho i Jaona mpagnano Batisa. Nefa ny ôla tsy magnan-danja lôtra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra de gedabe noho izy. \v 12 Nanômboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano Batisa ka hatrami'zao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lagnitra, ary reo olona mahery setra de maka anazy akeriny. \ No newline at end of file