auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 13:52:57 +08:00 committed by root
parent 07af56f95e
commit f024d5c0fe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Lazaiko lmarina aminareo, fa am'reo ze natera-beivavy de tsy misy miôtra no i Jaona mpagnano Batisa. Nefa ny ôla tsy mandanja ndrindra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra leibe no izy. Nanômboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano Batisa ka hatrami'zao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lagnitra, ary reo olona mahery setra de maka anazy akeriny.
\v 11 Lazaiko marina aminareo, fa am'reo ze natera-beivavy de tsy misy miôtra no i Jaona mpagnano Batisa. Nefa ny ôla tsy mandanja ndrindra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra leibe no izy. \v 12 Nanômboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano Batisa ka hatrami'zao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lagnitra, ary reo olona mahery setra de maka anazy akeriny.