auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 16:58:10 +03:00 committed by root
parent 7b5a59de58
commit b068150e08
7 changed files with 7 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'ny natazagnan-jareo an'Azy, de nampafantarin-jareo ny ra daôly notaravigna an-jareo momba an'io zaza io. Ze daôly naregny an'zany de gaga ny amin'ny notaravin'ny mpiambin'ondry tamin-jareo. Fa Maria kosa nanohy nieritreritra momba ny ra daôly ze regny, ary nitahiry regny takao am-pony. Niverigna reo mpiambin'ondry, nagnome voninatra sy nankalaza an'Andriamanitra noho ny ra daôly ze regnin-jareo sy tazagn-jareo, araka ze notaravigna tamin-jareo.
\v 17 \v 18 \v 19 \v 20 Tafaran'ny natazagnan-jareo an'Azy, de nampafantarin-jareo ny ra daôly notaravigna an-jareo momba an'io zaza io. Ze daôly naregny an'zany de gaga ny amin'ny notaravin'ny mpiambin'ondry tamin-jareo. Fa Maria kosa nanohy nieritreritra momba ny ra daôly ze regny, ary nitahiry regny takao am-pony. Niverigna reo mpiambin'ondry, nagnome voninatra sy nankalaza an'Andriamanitra noho ny ra daôly ze regnin-jareo sy tazagn-jareo, araka ze notaravigna tamin-jareo.

View File

@ -1 +1 @@
Nony tapitra ny andro fahavalo, rafa noforàna Izy, de namena agnarana hoe Jesosy, le agnarana namen'ny anjely an'Azy talôhan'ny nametrahana an'Azy tao an-kibo.
\v 21 Nony tapitra ny andro fahavalo, rafa noforàna Izy, de namena agnarana hoe Jesosy, le agnarana namen'ny anjely an'Azy talôhan'ny nametrahana an'Azy tao an-kibo.

View File

@ -1 +1 @@
Ary indro, nisy leila taigny Jerosalema Simona no agnarany, ary zany leila zany de marina sy mafana fo. Nitady ny fampiononana an'Israely izy, ary takao amin'ny Fanahy Masina. Notaravin'ny Fanahy Masina tamin'azy fa tsy hahita fafatesana melôn'ny ahitany ny Kristin'ny Tompo izy.
\v 25 \v 26 Ary indro, nisy leila taigny Jerosalema Simona no agnarany, ary zany leila zany de marina sy mafana fo. Nitady ny fampiononana an'Israely izy, ary takao amin'ny Fanahy Masina. Notaravin'ny Fanahy Masina tamin'azy fa tsy hahita fafatesana melôn'ny ahitany ny Kristin'ny Tompo izy.

View File

@ -1 +1 @@
Notaritin'ny Fanahy, nankaigny an-tempoly Simona. Rafa nitondra an'i Jesosy zazakely niditra ny ray aman-dreniny, mbô hagnano an'Azy araka ny fomba akao amin'ny lalàna, de noraisiny ho aigny an-tsandrigny Izy sady nidera an'Andriamanitra ary nagnano hoe: "Am'zao fotôna zao avilao ande am-piadanana ny mpanomponao, ry Tompo, araka ny teninao.
\v 27 \v 28 \v 29 Notaritin'ny Fanahy, nankaigny an-tempoly Simona. Rafa nitondra an'i Jesosy zazakely niditra ny ray aman-dreniny, mbô hagnano an'Azy araka ny fomba akao amin'ny lalàna, de noraisiny ho aigny an-tsandrigny Izy sady nidera an'Andriamanitra ary nagnano hoe: "Am'zao fotôna zao avilao ande am-piadanana ny mpanomponao, ry Tompo, araka ny teninao.

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny masoko nahita ny famonjenao, ze nomaninao takeo amin'ny fanatrehan'ny ôla daôly: De fazavana ho fagnambarana ho an'ny Jentlisa ary voninatra ho an'Israely ôlonao.
\v 30 \v 31 \v 32 Fa ny masoko nahita ny famonjenao, ze nomaninao takeo amin'ny fanatrehan'ny ôla daôly: De fazavana ho fagnambarana ho an'ny Jentlisa ary voninatra ho an'Israely ôlonao.

View File

@ -1 +1 @@
Ny ray sy renin'le zaza de gaga tamin'ny ra nolazaina makasika an'Azy. Nitso-drano an-jareo Simona ary nitare tamin'i Maria reniny hoe: "Indro, ty zaza ty de vôtendry ho amin'ny fandavôna sy fanandratana ny ôlon'Israely maro ary ho famantarana ze nolavina - ary hisy sabatra handôka ny fanahinao - mbô ho vômbara ny hevitry ny fo betsaka."
\v 33 \v 34 \v 35 Ny ray sy renin'le zaza de gaga tamin'ny ra nolazaina makasika an'Azy. Nitso-drano an-jareo Simona ary nitare tamin'i Maria reniny hoe: "Indro, ty zaza ty de vôtendry ho amin'ny fandavôna sy fanandratana ny ôlon'Israely maro ary ho famantarana ze nolavina - ary hisy sabatra handôka ny fanahinao - mbô ho vômbara ny hevitry ny fo betsaka."

1
02/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nisy mpaminagny vavy raika antsôvina hoe Ana takeo. Zanakavavin'i Fanoela avy amin'ny foko Asera izy. Tegna antotra izy. Nipetraka niaraka tamin'ny vadiny fito taona tafaran'ny nahavirijiny an'azy izy, ary nampitondra tegna nand