auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 17:06:05 +03:00 committed by root
parent 3c2de93013
commit 7b5a59de58
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny ray sy renin'le zaza de gaga tamin'ny ra nolazaina makasika an'Azy. Nitso-drano an-jareo Simona ary nitare tamin'i Maria reniny hoe: "Indro, ty zaza ty de vôtendry ho amin'ny fandavôna sy fanandratana ny ôlon'Israely maro ary ho famantarana ze nolavina - ary hisy sabatra handôka ny fanahinao
Ny ray sy renin'le zaza de gaga tamin'ny ra nolazaina makasika an'Azy. Nitso-drano an-jareo Simona ary nitare tamin'i Maria reniny hoe: "Indro, ty zaza ty de vôtendry ho amin'ny fandavôna sy fanandratana ny ôlon'Israely maro ary ho famantarana ze nolavina - ary hisy sabatra handôka ny fanahinao - mbô ho vômbara ny hevitry ny fo betsaka."