From b068150e0824b1c49db516426c11e34ad4c33d48 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 14 May 2020 16:58:10 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 02/17.txt | 2 +- 02/21.txt | 2 +- 02/25.txt | 2 +- 02/27.txt | 2 +- 02/30.txt | 2 +- 02/33.txt | 2 +- 02/36.txt | 1 + 7 files changed, 7 insertions(+), 6 deletions(-) create mode 100644 02/36.txt diff --git a/02/17.txt b/02/17.txt index 3112c04..c5c4038 100644 --- a/02/17.txt +++ b/02/17.txt @@ -1 +1 @@ -Tafaran'ny natazagnan-jareo an'Azy, de nampafantarin-jareo ny ra daôly notaravigna an-jareo momba an'io zaza io. Ze daôly naregny an'zany de gaga ny amin'ny notaravin'ny mpiambin'ondry tamin-jareo. Fa Maria kosa nanohy nieritreritra momba ny ra daôly ze regny, ary nitahiry regny takao am-pony. Niverigna reo mpiambin'ondry, nagnome voninatra sy nankalaza an'Andriamanitra noho ny ra daôly ze regnin-jareo sy tazagn-jareo, araka ze notaravigna tamin-jareo. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 \v 19 \v 20 Tafaran'ny natazagnan-jareo an'Azy, de nampafantarin-jareo ny ra daôly notaravigna an-jareo momba an'io zaza io. Ze daôly naregny an'zany de gaga ny amin'ny notaravin'ny mpiambin'ondry tamin-jareo. Fa Maria kosa nanohy nieritreritra momba ny ra daôly ze regny, ary nitahiry regny takao am-pony. Niverigna reo mpiambin'ondry, nagnome voninatra sy nankalaza an'Andriamanitra noho ny ra daôly ze regnin-jareo sy tazagn-jareo, araka ze notaravigna tamin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/21.txt b/02/21.txt index e4df444..7ad38aa 100644 --- a/02/21.txt +++ b/02/21.txt @@ -1 +1 @@ -Nony tapitra ny andro fahavalo, rafa noforàna Izy, de namena agnarana hoe Jesosy, le agnarana namen'ny anjely an'Azy talôhan'ny nametrahana an'Azy tao an-kibo. \ No newline at end of file +\v 21 Nony tapitra ny andro fahavalo, rafa noforàna Izy, de namena agnarana hoe Jesosy, le agnarana namen'ny anjely an'Azy talôhan'ny nametrahana an'Azy tao an-kibo. \ No newline at end of file diff --git a/02/25.txt b/02/25.txt index b111ff2..32832d8 100644 --- a/02/25.txt +++ b/02/25.txt @@ -1 +1 @@ -Ary indro, nisy leila taigny Jerosalema Simona no agnarany, ary zany leila zany de marina sy mafana fo. Nitady ny fampiononana an'Israely izy, ary takao amin'ny Fanahy Masina. Notaravin'ny Fanahy Masina tamin'azy fa tsy hahita fafatesana melôn'ny ahitany ny Kristin'ny Tompo izy. \ No newline at end of file +\v 25 \v 26 Ary indro, nisy leila taigny Jerosalema Simona no agnarany, ary zany leila zany de marina sy mafana fo. Nitady ny fampiononana an'Israely izy, ary takao amin'ny Fanahy Masina. Notaravin'ny Fanahy Masina tamin'azy fa tsy hahita fafatesana melôn'ny ahitany ny Kristin'ny Tompo izy. \ No newline at end of file diff --git a/02/27.txt b/02/27.txt index 1b2d494..1085853 100644 --- a/02/27.txt +++ b/02/27.txt @@ -1 +1 @@ -Notaritin'ny Fanahy, nankaigny an-tempoly Simona. Rafa nitondra an'i Jesosy zazakely niditra ny ray aman-dreniny, mbô hagnano an'Azy araka ny fomba akao amin'ny lalàna, de noraisiny ho aigny an-tsandrigny Izy sady nidera an'Andriamanitra ary nagnano hoe: "Am'zao fotôna zao avilao ande am-piadanana ny mpanomponao, ry Tompo, araka ny teninao. \ No newline at end of file +\v 27 \v 28 \v 29 Notaritin'ny Fanahy, nankaigny an-tempoly Simona. Rafa nitondra an'i Jesosy zazakely niditra ny ray aman-dreniny, mbô hagnano an'Azy araka ny fomba akao amin'ny lalàna, de noraisiny ho aigny an-tsandrigny Izy sady nidera an'Andriamanitra ary nagnano hoe: "Am'zao fotôna zao avilao ande am-piadanana ny mpanomponao, ry Tompo, araka ny teninao. \ No newline at end of file diff --git a/02/30.txt b/02/30.txt index c347ee1..785a543 100644 --- a/02/30.txt +++ b/02/30.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny masoko nahita ny famonjenao, ze nomaninao takeo amin'ny fanatrehan'ny ôla daôly: De fazavana ho fagnambarana ho an'ny Jentlisa ary voninatra ho an'Israely ôlonao. \ No newline at end of file +\v 30 \v 31 \v 32 Fa ny masoko nahita ny famonjenao, ze nomaninao takeo amin'ny fanatrehan'ny ôla daôly: De fazavana ho fagnambarana ho an'ny Jentlisa ary voninatra ho an'Israely ôlonao. \ No newline at end of file diff --git a/02/33.txt b/02/33.txt index dfa3bc2..7e46a30 100644 --- a/02/33.txt +++ b/02/33.txt @@ -1 +1 @@ -Ny ray sy renin'le zaza de gaga tamin'ny ra nolazaina makasika an'Azy. Nitso-drano an-jareo Simona ary nitare tamin'i Maria reniny hoe: "Indro, ty zaza ty de vôtendry ho amin'ny fandavôna sy fanandratana ny ôlon'Israely maro ary ho famantarana ze nolavina - ary hisy sabatra handôka ny fanahinao - mbô ho vômbara ny hevitry ny fo betsaka." \ No newline at end of file +\v 33 \v 34 \v 35 Ny ray sy renin'le zaza de gaga tamin'ny ra nolazaina makasika an'Azy. Nitso-drano an-jareo Simona ary nitare tamin'i Maria reniny hoe: "Indro, ty zaza ty de vôtendry ho amin'ny fandavôna sy fanandratana ny ôlon'Israely maro ary ho famantarana ze nolavina - ary hisy sabatra handôka ny fanahinao - mbô ho vômbara ny hevitry ny fo betsaka." \ No newline at end of file diff --git a/02/36.txt b/02/36.txt new file mode 100644 index 0000000..1f2c708 --- /dev/null +++ b/02/36.txt @@ -0,0 +1 @@ +Nisy mpaminagny vavy raika antsôvina hoe Ana takeo. Zanakavavin'i Fanoela avy amin'ny foko Asera izy. Tegna antotra izy. Nipetraka niaraka tamin'ny vadiny fito taona tafaran'ny nahavirijiny an'azy izy, ary nampitondra tegna nand \ No newline at end of file