Mon Jun 08 2020 16:00:28 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:00:28 +03:00
parent bb749d2267
commit fe37a85235
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Raha vô nagnomboka nikoragna tamin-jareo za, ny Fanahy Masina de tonga tamin-jareo, salan'ny nidignany taminay taigny am-bôlôny. Tadidiko ny tenin'ny Tompo, ny nitinenany hoe: "Jaona nagnano batisa tamin'ny rano tokoa; fa anareo de mila hatao batisa akao amin'ny Fanahy Masina."
\v 15 Raha vô nagnomboka nikoragna tamin-jareo za, ny Fanahy Masina de tonga tamin-jareo, salan'ny nidignany taminay taigny am-bôlôny. \v 16 Tadidiko ny tenin'ny Tompo, ny nitinenany hoe: "Jaona nagnano batisa tamin'ny rano tokoa; fa anareo de mila hatao batisa akao amin'ny Fanahy Masina."

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Ka raha Andriamanitra nagnome an-jareo ny fanomezana mitovy ami'ze nameny antsika tamitsika nino an'ny Tompo Jesosy Kristy, iza za, no ho afaka hagnohitra an'Andriamanitra?" Rafa regnin-jareo zany ra zany, tsy nateny na ino na ino hoenti-mamaly zareo, fa nidera an'Andriamanitra kosa zareo ary nitare hoe: "Ary Andriamanitra nagnome fibebahana ho fiaignana ho an'reo Jentilisa iany kô."
\v 17 Ka raha Andriamanitra nagnome an-jareo ny fanomezana mitovy ami'ze nameny antsika tamitsika nino an'ny Tompo Jesosy Kristy, iza za, no ho afaka hagnohitra an'Andriamanitra?" \v 18 Rafa regnin-jareo zany ra zany, tsy nateny na ino na ino hoenti-mamaly zareo, fa nidera an'Andriamanitra kosa zareo ary nitare hoe: "Ary Andriamanitra nagnome fibebahana ho fiaignana ho an'reo Jentilisa iany kô."

View File

@ -205,6 +205,8 @@
"11-04",
"11-07",
"11-11",
"11-15",
"11-17",
"12-01",
"12-03",
"12-05",