Mon Jun 08 2020 15:58:28 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 15:58:28 +03:00
parent 750ec06c16
commit bb749d2267
5 changed files with 8 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Ary reo Apostoly sy reo ralà ze taigny Jodia naregny fa reo Jentilisa iany kô de nandray ny Tenin'Andriamanitra. Rafa niakatra taigny Jerosalema i Petera, reo ze takao amin'ny antokon'reo vôfora de nagnakina an'azy; ozy zareo hoe: "Anao nikambagna niaraka tam'reo leila tsy vôfora sady nihinana niaraka tamin-jareo!"
\c 11 \v 1 Ary reo Apostoly sy reo ralà ze taigny Jodia naregny fa reo Jentilisa iany kô de nandray ny Tenin'Andriamanitra. \v 2 Rafa niakatra taigny Jerosalema i Petera, reo ze takao amin'ny antokon'reo vôfora de nagnakina an'azy; \v 3 ozy zareo hoe: "Anao nikambagna niaraka tam'reo leila tsy vôfora sady nihinana niaraka tamin-jareo!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Fa Petera nanomboka nagnazava ny ra nitranga tamin-jareo tamin'ny antsipiriany; ozy hoe: "Nivavaka taigny amin'ny tanànan'ny Jopa za, ary nahita fahitana ny amin'ny fisian'ny ra raika ze nidigna, salan'ny lamba gedabe nahidigna avy aigny an-dagnitra tam'reo zorogny efatra za. Nidigna takeo aminà zany. Nivandrigna an'zany za ary nisaintsaigna momba an'zany. Natazagna reo biby mana-tongotra efatra amin'ny tany, reo biby de, reo biby mandady, ary reo vorogna aigny amin'ny lagnitra za.
\v 4 Fa Petera nanomboka nagnazava ny ra nitranga tamin-jareo tamin'ny antsipiriany; ozy hoe: \v 5 "Nivavaka taigny amin'ny tanànan'ny Jopa za, ary nahita fahitana ny amin'ny fisian'ny ra raika ze nidigna, salan'ny lamba gedabe nahidigna avy aigny an-dagnitra tam'reo zorogny efatra za. Nidigna takeo aminà zany. \v 6 Nivandrigna an'zany za ary nisaintsaigna momba an'zany. Natazagna reo biby mana-tongotra efatra amin'ny tany, reo biby de, reo biby mandady, ary reo vorogna aigny amin'ny lagnitra za.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Avekeo za de naregny feo nitare taminà hoe: "Mitsangana, ry Petera; mamonô ary minàna." Ozy za hoe: "Tsia, ry Tompo; fa tsy mbôla nisy ra tsy masina na maloto mitsy niditra takato am-bavako." Fa le feo namaly avy aigny an-dagnitra ndre hoe: "Ze notaravin'Andriamanitra fa madio, aza antsovina hoe maloto." Nibôgna in-telo zany, ary avekeo de nalaina niverigna niakatra taigny an-dagnitra ndre ny ra daôly.
\v 7 Avekeo za de naregny feo nitare taminà hoe: "Mitsangana, ry Petera; mamonô ary minàna." \v 8 Ozy za hoe: "Tsia, ry Tompo; fa tsy mbôla nisy ra tsy masina na maloto mitsy niditra takato am-bavako." \v 9 Fa le feo namaly avy aigny an-dagnitra ndre hoe: "Ze notaravin'Andriamanitra fa madio, aza antsovina hoe maloto." \v 10 Nibôgna in-telo zany, ary avekeo de nalaina niverigna niakatra taigny an-dagnitra ndre ny ra daôly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 \v 14 Indro, teo no ho eo de nisy telolà nitsangana takeo agnolôn'ny tragno ze nisy an'nay; nalefa avy taigny Kaisaria nankaty aminà zareo. Ny Fanahy de nandidy anà hiaraka amin-jareo, ary tsy tokony hagnisy fizahan-tava amin-jareo za. Reo ralà enina reo de nande niaraka taminà, ary nande nankao an-tragnon'le leila zahay. izy nikoragna taminay ny nahitany anjely raika nitsangana takao an-tragnony ary nitare hoe: "Magnirà leila aigny Jopa ary ento miverigna i Simona ze antsôvina hoe Petera. Izy de hilaza hafatra raika aminao ze havôvonjy an'nao - anao sy ny ankohonanao daôly."
\v 11 Indro, teo no ho eo de nisy telolà nitsangana takeo agnolôn'ny tragno ze nisy an'nay; nalefa avy taigny Kaisaria nankaty aminà zareo. \v 12 Ny Fanahy de nandidy anà hiaraka amin-jareo, ary tsy tokony hagnisy fizahan-tava amin-jareo za. Reo ralà enina reo de nande niaraka taminà, ary nande nankao an-tragnon'le leila zahay. \v 13 Izy nikoragna taminay ny nahitany anjely raika nitsangana takao an-tragnony ary nitare hoe: "Magnirà leila aigny Jopa ary ento miverigna i Simona ze antsôvina hoe Petera. \v 14 Izy de hilaza hafatra raika aminao ze havôvonjy an'nao - anao sy ny ankohonanao daôly."

View File

@ -201,6 +201,10 @@
"10-44",
"10-46",
"11-title",
"11-01",
"11-04",
"11-07",
"11-11",
"12-01",
"12-03",
"12-05",