From bb749d226722932f81cb480682d5fbda60907966 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 8 Jun 2020 15:58:28 +0300 Subject: [PATCH] Mon Jun 08 2020 15:58:28 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 11/01.txt | 2 +- 11/04.txt | 2 +- 11/07.txt | 2 +- 11/11.txt | 2 +- manifest.json | 4 ++++ 5 files changed, 8 insertions(+), 4 deletions(-) diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt index 0069e02..a9375e0 100644 --- a/11/01.txt +++ b/11/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Ary reo Apostoly sy reo ralà ze taigny Jodia naregny fa reo Jentilisa iany kô de nandray ny Tenin'Andriamanitra. Rafa niakatra taigny Jerosalema i Petera, reo ze takao amin'ny antokon'reo vôfora de nagnakina an'azy; ozy zareo hoe: "Anao nikambagna niaraka tam'reo leila tsy vôfora sady nihinana niaraka tamin-jareo!" \ No newline at end of file +\c 11 \v 1 Ary reo Apostoly sy reo ralà ze taigny Jodia naregny fa reo Jentilisa iany kô de nandray ny Tenin'Andriamanitra. \v 2 Rafa niakatra taigny Jerosalema i Petera, reo ze takao amin'ny antokon'reo vôfora de nagnakina an'azy; \v 3 ozy zareo hoe: "Anao nikambagna niaraka tam'reo leila tsy vôfora sady nihinana niaraka tamin-jareo!" \ No newline at end of file diff --git a/11/04.txt b/11/04.txt index e2822d6..f375b6e 100644 --- a/11/04.txt +++ b/11/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 Fa Petera nanomboka nagnazava ny ra nitranga tamin-jareo tamin'ny antsipiriany; ozy hoe: "Nivavaka taigny amin'ny tanànan'ny Jopa za, ary nahita fahitana ny amin'ny fisian'ny ra raika ze nidigna, salan'ny lamba gedabe nahidigna avy aigny an-dagnitra tam'reo zorogny efatra za. Nidigna takeo aminà zany. Nivandrigna an'zany za ary nisaintsaigna momba an'zany. Natazagna reo biby mana-tongotra efatra amin'ny tany, reo biby de, reo biby mandady, ary reo vorogna aigny amin'ny lagnitra za. \ No newline at end of file +\v 4 Fa Petera nanomboka nagnazava ny ra nitranga tamin-jareo tamin'ny antsipiriany; ozy hoe: \v 5 "Nivavaka taigny amin'ny tanànan'ny Jopa za, ary nahita fahitana ny amin'ny fisian'ny ra raika ze nidigna, salan'ny lamba gedabe nahidigna avy aigny an-dagnitra tam'reo zorogny efatra za. Nidigna takeo aminà zany. \v 6 Nivandrigna an'zany za ary nisaintsaigna momba an'zany. Natazagna reo biby mana-tongotra efatra amin'ny tany, reo biby de, reo biby mandady, ary reo vorogna aigny amin'ny lagnitra za. \ No newline at end of file diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt index 3f46bd6..2629936 100644 --- a/11/07.txt +++ b/11/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Avekeo za de naregny feo nitare taminà hoe: "Mitsangana, ry Petera; mamonô ary minàna." Ozy za hoe: "Tsia, ry Tompo; fa tsy mbôla nisy ra tsy masina na maloto mitsy niditra takato am-bavako." Fa le feo namaly avy aigny an-dagnitra ndre hoe: "Ze notaravin'Andriamanitra fa madio, aza antsovina hoe maloto." Nibôgna in-telo zany, ary avekeo de nalaina niverigna niakatra taigny an-dagnitra ndre ny ra daôly. \ No newline at end of file +\v 7 Avekeo za de naregny feo nitare taminà hoe: "Mitsangana, ry Petera; mamonô ary minàna." \v 8 Ozy za hoe: "Tsia, ry Tompo; fa tsy mbôla nisy ra tsy masina na maloto mitsy niditra takato am-bavako." \v 9 Fa le feo namaly avy aigny an-dagnitra ndre hoe: "Ze notaravin'Andriamanitra fa madio, aza antsovina hoe maloto." \v 10 Nibôgna in-telo zany, ary avekeo de nalaina niverigna niakatra taigny an-dagnitra ndre ny ra daôly. \ No newline at end of file diff --git a/11/11.txt b/11/11.txt index 940becd..47485eb 100644 --- a/11/11.txt +++ b/11/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 \v 14 Indro, teo no ho eo de nisy telolà nitsangana takeo agnolôn'ny tragno ze nisy an'nay; nalefa avy taigny Kaisaria nankaty aminà zareo. Ny Fanahy de nandidy anà hiaraka amin-jareo, ary tsy tokony hagnisy fizahan-tava amin-jareo za. Reo ralà enina reo de nande niaraka taminà, ary nande nankao an-tragnon'le leila zahay. izy nikoragna taminay ny nahitany anjely raika nitsangana takao an-tragnony ary nitare hoe: "Magnirà leila aigny Jopa ary ento miverigna i Simona ze antsôvina hoe Petera. Izy de hilaza hafatra raika aminao ze havôvonjy an'nao - anao sy ny ankohonanao daôly." \ No newline at end of file +\v 11 Indro, teo no ho eo de nisy telolà nitsangana takeo agnolôn'ny tragno ze nisy an'nay; nalefa avy taigny Kaisaria nankaty aminà zareo. \v 12 Ny Fanahy de nandidy anà hiaraka amin-jareo, ary tsy tokony hagnisy fizahan-tava amin-jareo za. Reo ralà enina reo de nande niaraka taminà, ary nande nankao an-tragnon'le leila zahay. \v 13 Izy nikoragna taminay ny nahitany anjely raika nitsangana takao an-tragnony ary nitare hoe: "Magnirà leila aigny Jopa ary ento miverigna i Simona ze antsôvina hoe Petera. \v 14 Izy de hilaza hafatra raika aminao ze havôvonjy an'nao - anao sy ny ankohonanao daôly." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index c7da8e7..0bb989e 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -201,6 +201,10 @@ "10-44", "10-46", "11-title", + "11-01", + "11-04", + "11-07", + "11-11", "12-01", "12-03", "12-05",