diff --git a/11/15.txt b/11/15.txt index 4014f59..9f0e79f 100644 --- a/11/15.txt +++ b/11/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 Raha vô nagnomboka nikoragna tamin-jareo za, ny Fanahy Masina de tonga tamin-jareo, salan'ny nidignany taminay taigny am-bôlôny. Tadidiko ny tenin'ny Tompo, ny nitinenany hoe: "Jaona nagnano batisa tamin'ny rano tokoa; fa anareo de mila hatao batisa akao amin'ny Fanahy Masina." \ No newline at end of file +\v 15 Raha vô nagnomboka nikoragna tamin-jareo za, ny Fanahy Masina de tonga tamin-jareo, salan'ny nidignany taminay taigny am-bôlôny. \v 16 Tadidiko ny tenin'ny Tompo, ny nitinenany hoe: "Jaona nagnano batisa tamin'ny rano tokoa; fa anareo de mila hatao batisa akao amin'ny Fanahy Masina." \ No newline at end of file diff --git a/11/17.txt b/11/17.txt index 882b044..888b355 100644 --- a/11/17.txt +++ b/11/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Ka raha Andriamanitra nagnome an-jareo ny fanomezana mitovy ami'ze nameny antsika tamitsika nino an'ny Tompo Jesosy Kristy, iza za, no ho afaka hagnohitra an'Andriamanitra?" Rafa regnin-jareo zany ra zany, tsy nateny na ino na ino hoenti-mamaly zareo, fa nidera an'Andriamanitra kosa zareo ary nitare hoe: "Ary Andriamanitra nagnome fibebahana ho fiaignana ho an'reo Jentilisa iany kô." \ No newline at end of file +\v 17 Ka raha Andriamanitra nagnome an-jareo ny fanomezana mitovy ami'ze nameny antsika tamitsika nino an'ny Tompo Jesosy Kristy, iza za, no ho afaka hagnohitra an'Andriamanitra?" \v 18 Rafa regnin-jareo zany ra zany, tsy nateny na ino na ino hoenti-mamaly zareo, fa nidera an'Andriamanitra kosa zareo ary nitare hoe: "Ary Andriamanitra nagnome fibebahana ho fiaignana ho an'reo Jentilisa iany kô." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 0bb989e..37cbfd9 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -205,6 +205,8 @@ "11-04", "11-07", "11-11", + "11-15", + "11-17", "12-01", "12-03", "12-05",