Sat Jun 06 2020 20:33:31 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 20:33:31 +03:00
parent abd745b77c
commit f540b35990
6 changed files with 10 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 34 \v 35 Tsisy ôla nanan-java maha-ory takeo amin-jareo, fe ze daôly nanagna tany na tragno de nivarotra ary nitondra ny volan'ny ra daôly ze lafo. Ary napetraka takeo an-tongotr'reo Apostoly, ary nozaraina tamn'ôla tsiraikaraika arak'ze ilain-jareo.
\v 34 Tsisy ôla nanan-java maha-ory takeo amin-jareo, fe ze daôly nanagna tany na tragno de nivarotra ary nitondra ny volan'ny ra daôly ze lafo. \v 35 Ary napetraka takeo an-tongotr'reo Apostoly, ary nozaraina tamn'ôla tsiraikaraika arak'ze ilain-jareo.

View File

@ -1 +1 @@
Josefa, Levita raika, leila avy akaigny Sipra ze nantsovin'reo Apostoly hoe Barnabasy (ze midika hoe zanaka lahin'ny fampaherezana), nivarotra tany sy nitondra vola ary nametraka an'zany teo an-tongotr'reo Apostoly.
\v 36 Josefa, Levita raika, leila avy akaigny Sipra ze nantsovin'reo Apostoly hoe Barnabasy (ze midika hoe zanaka lahin'ny fampaherezana), \v 37 nivarotra tany sy nitondra vola ary nametraka an'zany teo an-tongotr'reo Apostoly.

View File

@ -1 +1 @@
Asan'ny Apostoly 5
Toko faha 5

View File

@ -1 +1 @@
\v 2 \v 3 \v 4 Ny tombefolo de nagnantso an'reo mpianatra daôly ho aigny amin-jareo sady nitare hoe: "Tsy mety ho antsika raha mandôsa ny tenin'Andriamanitra mbô hikarakara reo latabatra. Noho zany anareo de tokony mifidy, ry ralà, fito aminareo, leila tsara laza, feno ny Fanahy sy fahendrena, mbô ho tendrenay hikarakara an'zany raharaha zany. Raha ny aminay, de hanohy hatraigny amin'ny fivavahana sy amin'ny fampenarana ny teny zahay."
\v 2 Ny tombefolo de nagnantso an'reo mpianatra daôly ho aigny amin-jareo sady nitare hoe: "Tsy mety ho antsika raha mandôsa ny tenin'Andriamanitra mbô hikarakara reo latabatra. \v 3 Noho zany anareo de tokony mifidy, ry ralà, fito aminareo, leila tsara laza, feno ny Fanahy sy fahendrena, mbô ho tendrenay hikarakara an'zany raharaha zany. \v 4 Raha ny aminay, de hanohy hatraigny amin'ny fivavahana sy amin'ny fampenarana ny teny zahay."

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

View File

@ -95,7 +95,10 @@
"04-26",
"04-27",
"04-29",
"04-32",
"04-34",
"04-36",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-07",
@ -113,6 +116,8 @@
"05-38",
"05-40",
"06-title",
"06-01",
"06-02",
"07-01",
"07-04",
"07-06",