plt-x-sihanaka_act_text_reg/06/02.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 2 Ny tombefolo de nagnantso an'reo mpianatra daôly ho aigny amin-jareo sady nitare hoe: "Tsy mety ho antsika raha mandôsa ny tenin'Andriamanitra mbô hikarakara reo latabatra. \v 3 Noho zany anareo de tokony mifidy, ry ralà, fito aminareo, leila tsara laza, feno ny Fanahy sy fahendrena, mbô ho tendrenay hikarakara an'zany raharaha zany. \v 4 Raha ny aminay, de hanohy hatraigny amin'ny fivavahana sy amin'ny fampenarana ny teny zahay."