Sat Jun 06 2020 20:31:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 20:31:31 +03:00
parent d6c8c1b101
commit abd745b77c
7 changed files with 13 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Kanefa namaly an-jareo kosa i Petera sy Jaona nitare hoe: "Raha marina akeo amason'Andriamanitra ny manaiky an'nareo mihôtra an'Azy, de anareo no mitsara. Tsy afaka ny hijanona tsy hitare momba reo ra hitanay sy renay zahay."
\v 19 Kanefa namaly an-jareo kosa i Petera sy Jaona nitare hoe: "Raha marina akeo amason'Andriamanitra ny manaiky an'nareo mihôtra an'Azy, de anareo no mitsara. \v 20 Tsy afaka ny hijanona tsy hitare momba reo ra hitanay sy renay zahay."

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 Tafaran'ny fampitandremana an'i Petera sy Jaona, de navelany nande zareo. Fa tsy nahita fomba hanasazina an-jareo zareo, satria nidera an'Andriamanitra reo vahôka noho ny zava-bitany. Le leila ze niaigna ny fagagana sy fagnasitranana de nihôtra ny efapolo taona.
\v 21 Tafaran'ny fampitandremana an'i Petera sy Jaona, de navelany nande zareo. Fa tsy nahita fomba hanasazina an-jareo zareo, satria nidera an'Andriamanitra reo vahôka noho ny zava-bitany. \v 22 Le leila ze niaigna ny fagagana sy fagnasitranana de nihôtra ny efapolo taona.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Tafaran'ny nanafahana an-jareo, de tonga takeo amin'ny vahôkany i Petera sy Jaona ary notateriny an-jareo ze daôly notenenin'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo lôholona tamin-jareo. Rafa regnin-jareo zany, de niara-nanandratra ny feon-jareo ho an'Andriamanitra zareo ka nitareo hoe: "Tompo, Anao no nagnano ny lagnitra sy ny tany sy ny ranomasina, ary ze daôly akao aminy. Nitare tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Ianao hoe: 'Nagnino no sosy reo firenena Jentilisa, sy reo ôla mieritreritra ra tsisy dikany?"
\v 23 Tafaran'ny nanafahana an-jareo, de tonga takeo amin'ny vahôkany i Petera sy Jaona ary notateriny an-jareo ze daôly notenenin'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo lôholona tamin-jareo. \v 24 Rafa regnin-jareo zany, de niara-nanandratra ny feon-jareo ho an'Andriamanitra zareo ka nitareo hoe: "Tompo, Anao no nagnano ny lagnitra sy ny tany sy ny ranomasina, ary ze daôly akao aminy. \v 25 Nitare tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Ianao hoe: 'Nagnino no sosy reo firenena Jentilisa, sy reo ôla mieritreritra ra tsisy dikany?"

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 F'efa i Heroda sy Pontsy Pilaty, ze niaraka tam'reo jentilisa sy reo vahôkan'Israely, no niara-niangona takao an-tanàna hanohitra an'i Jesosy mpanomponareo, ze nohosoranareo. Niara-nivory zareo mbô hagnano ze daôly nataon'ny tananareo sy reo drafitrareo ze efa notapahin-jareo ho atao melô.
\v 27 F'efa i Heroda sy Pontsy Pilaty, ze niaraka tam'reo jentilisa sy reo vahôkan'Israely, no niara-niangona takao an-tanàna hanohitra an'i Jesosy mpanomponareo, ze nohosoranareo. \v 28 Niara-nivory zareo mbô hagnano ze daôly nataon'ny tananareo sy reo drafitrareo ze efa notapahin-jareo ho atao melô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 \v 31 Am'zao, Tompo, jereo reo fampitandreman-jareo ary omeo reo mpanomponao mbô hitenenany ny teninao an-kasahiana tanteraka. Ahinjiro ny tananao mbô hagnasitrana, ary hagnomereo famantarana sy fagagana amin'ny alalan'ny agnaran'i Jesosy mpanomponao masina." Rafa avy nivavaka zareo, de nihozongozona ny tôrana ze niarahan-jareo nivory, ary feno ny Fanahy Masina izy daôly ary nilaza ny tenin'Andriamanitra an-kasahiana.
\v 29 Am'zao, Tompo, jereo reo fampitandreman-jareo ary omeo reo mpanomponao mbô hitenenany ny teninao an-kasahiana tanteraka. \v 30 Ahinjiro ny tananao mbô hagnasitrana, ary hagnomereo famantarana sy fagagana amin'ny alalan'ny agnaran'i Jesosy mpanomponao masina." \v 31 Rafa avy nivavaka zareo, de nihozongozona ny tôrana ze niarahan-jareo nivory, ary feno ny Fanahy Masina izy daôly ary nilaza ny tenin'Andriamanitra an-kasahiana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 \v 33 Ny ankabeazan'reo ze nino de fo sy fagnahy raika. Tsisy nitareo fa ny ra ze azony de an'azy manokana, fa ra niarahan-jareo managna. Niaraka tamin'ny hery lehibe no nagnambaran'ny Apostoly ny fijoroan-jareo vavolombelona momba ny fitsanganan'i Jesosy Tompo tamin'ny maty, ary fahasoavana gedabe no takeo amin'izy daôly.
\v 32 Ny ankabeazan'reo ze nino de fo sy fagnahy raika. Tsisy nitareo fa ny ra ze azony de an'azy manokana, fa ra niarahan-jareo managna. \v 33 Niaraka tamin'ny hery lehibe no nagnambaran'ny Apostoly ny fijoroan-jareo vavolombelona momba ny fitsanganan'i Jesosy Tompo tamin'ny maty, ary fahasoavana gedabe no takeo amin'izy daôly.

View File

@ -88,6 +88,13 @@
"04-08",
"04-11",
"04-13",
"04-15",
"04-19",
"04-21",
"04-23",
"04-26",
"04-27",
"04-29",
"04-36",
"05-01",
"05-03",