Sat Jun 06 2020 20:29:31 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 20:29:31 +03:00
parent f8f7db5cad
commit d6c8c1b101
5 changed files with 7 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Avekeo i Petera, feno ny Fanahy Masina, de nitare an-jareo hoe: "Anao ry mpanapaka ny vahôka, sy lôholona, raha nagnontanena momban'ny asa soa nataonay tamin'io leila narary io zahay tamin'io andro io - tamin'ny fomba nanakpory no nahasitrana io leila io? \v 10 De ôka ho fantatrareo daôly ary ry vahôkan'Israely daôly, fa tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy avy aigny Nazareta, ze nohombonareo, le natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty - tamin'ny alalany no itsanganan'ty leila ty salama aketo amasonareo."
\v 8 Avekeo i Petera, feno ny Fanahy Masina, de nitare an-jareo hoe: "Anao ry mpanapaka ny vahôka, sy lôholona, \v 9 raha nagnontanena momban'ny asa soa nataonay tamin'io leila narary io zahay tamin'io andro io - tamin'ny fomba nanakpory no nahasitrana io leila io? \v 10 De ôka ho fantatrareo daôly ary ry vahôkan'Israely daôly, fa tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy avy aigny Nazareta, ze nohombonareo, le natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty - tamin'ny alalany no itsanganan'ty leila ty salama aketo amasonareo."

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Jesosy Kristy de vato ze nataonareo mpagnorin-tragnotsinontsinona kanefa efa natao ho lohan'ny vato fehizoro. Ary tsisy famonjena avy amin'ny hafa, fa tsisy agnarana hafa ambanin'ny lagnitra namen'ny ôla ze tsy maintsy hahavonjy antsikana."
\v 11 Jesosy Kristy de vato ze nataonareo mpagnorin-tragnotsinontsinona kanefa efa natao ho lohan'ny vato fehizoro. \v 12 Ary tsisy famonjena avy amin'ny hafa, fa tsisy agnarana hafa ambanin'ny lagnitra namen'ny ôla ze tsy maintsy hahavonjy antsikana."

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Ary rafa nahita ny fasahian'i Petera sy Jaona zareo, ary nahatsapa fa ôlon-tsotra, ôla tsy nandia fianarana, de gaga zareo, nafantatra fa niaraka tamin'i Jesosy i Petera sy Jaona. satria zareo natazagna le leila ze sitrana nitsangana niaraka tamin-jareo, ka tsy nahita lazaina hanoherana zany zareo.
\v 13 Ary rafa nahita ny fasahian'i Petera sy Jaona zareo, ary nahatsapa fa ôlon-tsotra, ôla tsy nandia fianarana, de gaga zareo, nafantatra fa niaraka tamin'i Jesosy i Petera sy Jaona. \v 14 Satria zareo natazagna le leila ze sitrana nitsangana niaraka tamin-jareo, ka tsy nahita lazaina hanoherana zany zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Fa rafa avy nandidy reo Apostoly handao ny fivorian'ny filan-kevitra zareo, de nifampiresaka zareo. Ozy zareo hoe: "Ino no tokony ho atao am'reto leila reto? Noho ny fagagana vita tamin'ny alalan-jareo de fantatr'reo ôla daôly mipetraka aketo Jerosalema, ary tsy azontsika lavina. Fa mbô tsy hiparitahan'zany amin'ny vahôka kosa, de ndao tsikana hampitandrina an-jareo mbô tsy hitenenan-jareo zany agnarana zany tsony. Nantsoviny hiditra i Petera sy Jaona ary notenenin-jareo tsy hitare sy tsy hampianatra amin'ny agnaran'i Jesosy tsony.
\v 15 Fa rafa avy nandidy reo Apostoly handao ny fivorian'ny filan-kevitra zareo, de nifampiresaka zareo. \v 16 Ozy zareo hoe: "Ino no tokony ho atao am'reto leila reto? Noho ny fagagana vita tamin'ny alalan-jareo de fantatr'reo ôla daôly mipetraka aketo Jerosalema, ary tsy azontsika lavina. \v 17 Fa mbô tsy hiparitahan'zany amin'ny vahôka kosa, de ndao tsikana hampitandrina an-jareo mbô tsy hitenenan-jareo zany agnarana zany tsony. \v 18 Nantsoviny hiditra i Petera sy Jaona ary notenenin-jareo tsy hitare sy tsy hampianatra amin'ny agnaran'i Jesosy tsony.

View File

@ -85,6 +85,9 @@
"04-title",
"04-01",
"04-05",
"04-08",
"04-11",
"04-13",
"04-36",
"05-01",
"05-03",