diff --git a/04/19.txt b/04/19.txt index f2a7a7e..0a06bbd 100644 --- a/04/19.txt +++ b/04/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 Kanefa namaly an-jareo kosa i Petera sy Jaona nitare hoe: "Raha marina akeo amason'Andriamanitra ny manaiky an'nareo mihôtra an'Azy, de anareo no mitsara. Tsy afaka ny hijanona tsy hitare momba reo ra hitanay sy renay zahay." \ No newline at end of file +\v 19 Kanefa namaly an-jareo kosa i Petera sy Jaona nitare hoe: "Raha marina akeo amason'Andriamanitra ny manaiky an'nareo mihôtra an'Azy, de anareo no mitsara. \v 20 Tsy afaka ny hijanona tsy hitare momba reo ra hitanay sy renay zahay." \ No newline at end of file diff --git a/04/21.txt b/04/21.txt index 1124aa5..79de9c0 100644 --- a/04/21.txt +++ b/04/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 Tafaran'ny fampitandremana an'i Petera sy Jaona, de navelany nande zareo. Fa tsy nahita fomba hanasazina an-jareo zareo, satria nidera an'Andriamanitra reo vahôka noho ny zava-bitany. Le leila ze niaigna ny fagagana sy fagnasitranana de nihôtra ny efapolo taona. \ No newline at end of file +\v 21 Tafaran'ny fampitandremana an'i Petera sy Jaona, de navelany nande zareo. Fa tsy nahita fomba hanasazina an-jareo zareo, satria nidera an'Andriamanitra reo vahôka noho ny zava-bitany. \v 22 Le leila ze niaigna ny fagagana sy fagnasitranana de nihôtra ny efapolo taona. \ No newline at end of file diff --git a/04/23.txt b/04/23.txt index fd87bb9..5d664e9 100644 --- a/04/23.txt +++ b/04/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 Tafaran'ny nanafahana an-jareo, de tonga takeo amin'ny vahôkany i Petera sy Jaona ary notateriny an-jareo ze daôly notenenin'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo lôholona tamin-jareo. Rafa regnin-jareo zany, de niara-nanandratra ny feon-jareo ho an'Andriamanitra zareo ka nitareo hoe: "Tompo, Anao no nagnano ny lagnitra sy ny tany sy ny ranomasina, ary ze daôly akao aminy. Nitare tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Ianao hoe: 'Nagnino no sosy reo firenena Jentilisa, sy reo ôla mieritreritra ra tsisy dikany?" \ No newline at end of file +\v 23 Tafaran'ny nanafahana an-jareo, de tonga takeo amin'ny vahôkany i Petera sy Jaona ary notateriny an-jareo ze daôly notenenin'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo lôholona tamin-jareo. \v 24 Rafa regnin-jareo zany, de niara-nanandratra ny feon-jareo ho an'Andriamanitra zareo ka nitareo hoe: "Tompo, Anao no nagnano ny lagnitra sy ny tany sy ny ranomasina, ary ze daôly akao aminy. \v 25 Nitare tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Ianao hoe: 'Nagnino no sosy reo firenena Jentilisa, sy reo ôla mieritreritra ra tsisy dikany?" \ No newline at end of file diff --git a/04/27.txt b/04/27.txt index f87f7cd..a6bc379 100644 --- a/04/27.txt +++ b/04/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 F'efa i Heroda sy Pontsy Pilaty, ze niaraka tam'reo jentilisa sy reo vahôkan'Israely, no niara-niangona takao an-tanàna hanohitra an'i Jesosy mpanomponareo, ze nohosoranareo. Niara-nivory zareo mbô hagnano ze daôly nataon'ny tananareo sy reo drafitrareo ze efa notapahin-jareo ho atao melô. \ No newline at end of file +\v 27 F'efa i Heroda sy Pontsy Pilaty, ze niaraka tam'reo jentilisa sy reo vahôkan'Israely, no niara-niangona takao an-tanàna hanohitra an'i Jesosy mpanomponareo, ze nohosoranareo. \v 28 Niara-nivory zareo mbô hagnano ze daôly nataon'ny tananareo sy reo drafitrareo ze efa notapahin-jareo ho atao melô. \ No newline at end of file diff --git a/04/29.txt b/04/29.txt index 1099b39..d33f26b 100644 --- a/04/29.txt +++ b/04/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 \v 30 \v 31 Am'zao, Tompo, jereo reo fampitandreman-jareo ary omeo reo mpanomponao mbô hitenenany ny teninao an-kasahiana tanteraka. Ahinjiro ny tananao mbô hagnasitrana, ary hagnomereo famantarana sy fagagana amin'ny alalan'ny agnaran'i Jesosy mpanomponao masina." Rafa avy nivavaka zareo, de nihozongozona ny tôrana ze niarahan-jareo nivory, ary feno ny Fanahy Masina izy daôly ary nilaza ny tenin'Andriamanitra an-kasahiana. \ No newline at end of file +\v 29 Am'zao, Tompo, jereo reo fampitandreman-jareo ary omeo reo mpanomponao mbô hitenenany ny teninao an-kasahiana tanteraka. \v 30 Ahinjiro ny tananao mbô hagnasitrana, ary hagnomereo famantarana sy fagagana amin'ny alalan'ny agnaran'i Jesosy mpanomponao masina." \v 31 Rafa avy nivavaka zareo, de nihozongozona ny tôrana ze niarahan-jareo nivory, ary feno ny Fanahy Masina izy daôly ary nilaza ny tenin'Andriamanitra an-kasahiana. \ No newline at end of file diff --git a/04/32.txt b/04/32.txt index efe521f..81d3667 100644 --- a/04/32.txt +++ b/04/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 Ny ankabeazan'reo ze nino de fo sy fagnahy raika. Tsisy nitareo fa ny ra ze azony de an'azy manokana, fa ra niarahan-jareo managna. Niaraka tamin'ny hery lehibe no nagnambaran'ny Apostoly ny fijoroan-jareo vavolombelona momba ny fitsanganan'i Jesosy Tompo tamin'ny maty, ary fahasoavana gedabe no takeo amin'izy daôly. \ No newline at end of file +\v 32 Ny ankabeazan'reo ze nino de fo sy fagnahy raika. Tsisy nitareo fa ny ra ze azony de an'azy manokana, fa ra niarahan-jareo managna. \v 33 Niaraka tamin'ny hery lehibe no nagnambaran'ny Apostoly ny fijoroan-jareo vavolombelona momba ny fitsanganan'i Jesosy Tompo tamin'ny maty, ary fahasoavana gedabe no takeo amin'izy daôly. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 69402a7..98afaba 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -88,6 +88,13 @@ "04-08", "04-11", "04-13", + "04-15", + "04-19", + "04-21", + "04-23", + "04-26", + "04-27", + "04-29", "04-36", "05-01", "05-03",