Mon Jun 08 2020 16:34:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:34:31 +03:00
parent bab54f9716
commit 9030b98e19
6 changed files with 11 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 37 \v 39 Fa niteny tamin-jareo Paoly hoe: "Nitarika an'nay ampabemaso tsisy fitsarana zareo, na de mizàka ny zom-pirenena Romanina aza zahay - ary nalefan-jareo tao am-pigadrana. Am'zao de ten-jareo ho alefa an-tsokosoko ma zahay? Tsia! Ôka ny tegnan-jareo no ho tonga aketo sy hitarika an'nay hivôka." \v 38 Nitatitra an'zany teny zany tamin'ny mpitsara ny mpiambina, ary raha vô naregny zareo fa romanina i Paoly sy Silasy, de natatra zareo. Tonga sy nagnalatsiny tamin-jareo ny mpitsara ary nitondra an-jareo nivôka, nangataka an-jareo mbô hiala akao an-tanàna.
\v 37 Fa niteny tamin-jareo Paoly hoe: "Nitarika an'nay ampabemaso tsisy fitsarana zareo, na de mizàka ny zom-pirenena Romanina aza zahay - ary nalefan-jareo tao am-pigadrana. Am'zao de ten-jareo ho alefa an-tsokosoko ma zahay? Tsia! Ôka ny tegnan-jareo no ho tonga aketo sy hitarika an'nay hivôka." \v 38 Nitatitra an'zany teny zany tamin'ny mpitsara ny mpiambina, ary raha vô naregny zareo fa romanina i Paoly sy Silasy, de natatra zareo. \v 39 Tonga sy nagnalatsiny tamin-jareo ny mpitsara ary nitondra an-jareo nivôka, nangataka an-jareo mbô hiala akao an-tanàna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Ary raha mbôla taigny Korinty i Apolosy, de nandalo tamin'ny firenena ambony i Paoly ary tonga takao amin'ny tanànan'ny Efesosy, ary natazagna mpianatra sasagny takao. Ozy Paoly tamin-jareo hoe: "nahazo ny Fanahy Masina ma anareo rafa nino?" Ozy zareo tamin'azy hoe: "Tsia, mbôla tsy naregny ny momba ny Fanahy Masina akory zahay"
\c 19 \v 1 Ary raha mbôla taigny Korinty i Apolosy, de nandalo tamin'ny firenena ambony i Paoly ary tonga takao amin'ny tanànan'ny Efesosy, ary natazagna mpianatra sasagny takao. \v 2 Ozy Paoly tamin-jareo hoe: "nahazo ny Fanahy Masina ma anareo rafa nino?" Ozy zareo tamin'azy hoe: "Tsia, mbôla tsy naregny ny momba ny Fanahy Masina akory zahay"

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Paoly nikoragna hoe: "Tao amin'ny ino ary zany no nagnanôvana batisa an'nareo?" Namaly zareo hoe: "Tao amin'ny batisan'i Jaona." Ka namaly Paoly hoe: "Jaona magnano batisa amin'ny batisan'ny fibebana. Nitare tamin'ny vahôka izy fa tokony hino le raika ze ho tonga afarany zareo, zany de, akao amin'i Jesosy."
\v 3 Paoly nikoragna hoe: "Tao amin'ny ino ary zany no nagnanôvana batisa an'nareo?" Namaly zareo hoe: "Tao amin'ny batisan'i Jaona." \v 4 Ka namaly Paoly hoe: "Jaona magnano batisa amin'ny batisan'ny fibebana. Nitare tamin'ny vahôka izy fa tokony hino le raika ze ho tonga afarany zareo, zany de, akao amin'i Jesosy."

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Rafa naregny an'zany ny ôla, de natao batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy zareo. Avekeo rafa nametraka ny tagnany tamin-jareo i Paoly, de nilatsaka tamin-jareo ny Fanahy Masina ary niteny tamin'ny fiteny hafa sy naminagny zareo. Teo amin'ny rombefolo teo ho eo izy daôly.
\v 5 Rafa naregny an'zany ny ôla, de natao batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy zareo. \v 6 Avekeo rafa nametraka ny tagnany tamin-jareo i Paoly, de nilatsaka tamin-jareo ny Fanahy Masina ary niteny tamin'ny fiteny hafa sy naminagny zareo. \v 7 Teo amin'ny rombefolo teo ho eo izy daôly.

1
19/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 19

View File

@ -292,6 +292,9 @@
"16-29",
"16-32",
"16-35",
"16-37",
"16-40",
"17-title",
"17-01",
"17-03",
"17-05",
@ -307,6 +310,7 @@
"17-28",
"17-30",
"17-32",
"18-title",
"18-01",
"18-04",
"18-07",
@ -320,6 +324,8 @@
"18-24",
"18-27",
"19-title",
"19-01",
"19-03",
"20-01",
"20-04",
"20-07",