diff --git a/16/37.txt b/16/37.txt index edfbf52..998a471 100644 --- a/16/37.txt +++ b/16/37.txt @@ -1 +1 @@ -\v 37 \v 39 Fa niteny tamin-jareo Paoly hoe: "Nitarika an'nay ampabemaso tsisy fitsarana zareo, na de mizàka ny zom-pirenena Romanina aza zahay - ary nalefan-jareo tao am-pigadrana. Am'zao de ten-jareo ho alefa an-tsokosoko ma zahay? Tsia! Ôka ny tegnan-jareo no ho tonga aketo sy hitarika an'nay hivôka." \v 38 Nitatitra an'zany teny zany tamin'ny mpitsara ny mpiambina, ary raha vô naregny zareo fa romanina i Paoly sy Silasy, de natatra zareo. Tonga sy nagnalatsiny tamin-jareo ny mpitsara ary nitondra an-jareo nivôka, nangataka an-jareo mbô hiala akao an-tanàna. \ No newline at end of file +\v 37 Fa niteny tamin-jareo Paoly hoe: "Nitarika an'nay ampabemaso tsisy fitsarana zareo, na de mizàka ny zom-pirenena Romanina aza zahay - ary nalefan-jareo tao am-pigadrana. Am'zao de ten-jareo ho alefa an-tsokosoko ma zahay? Tsia! Ôka ny tegnan-jareo no ho tonga aketo sy hitarika an'nay hivôka." \v 38 Nitatitra an'zany teny zany tamin'ny mpitsara ny mpiambina, ary raha vô naregny zareo fa romanina i Paoly sy Silasy, de natatra zareo. \v 39 Tonga sy nagnalatsiny tamin-jareo ny mpitsara ary nitondra an-jareo nivôka, nangataka an-jareo mbô hiala akao an-tanàna. \ No newline at end of file diff --git a/19/01.txt b/19/01.txt index d5de943..d76476e 100644 --- a/19/01.txt +++ b/19/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Ary raha mbôla taigny Korinty i Apolosy, de nandalo tamin'ny firenena ambony i Paoly ary tonga takao amin'ny tanànan'ny Efesosy, ary natazagna mpianatra sasagny takao. Ozy Paoly tamin-jareo hoe: "nahazo ny Fanahy Masina ma anareo rafa nino?" Ozy zareo tamin'azy hoe: "Tsia, mbôla tsy naregny ny momba ny Fanahy Masina akory zahay" \ No newline at end of file +\c 19 \v 1 Ary raha mbôla taigny Korinty i Apolosy, de nandalo tamin'ny firenena ambony i Paoly ary tonga takao amin'ny tanànan'ny Efesosy, ary natazagna mpianatra sasagny takao. \v 2 Ozy Paoly tamin-jareo hoe: "nahazo ny Fanahy Masina ma anareo rafa nino?" Ozy zareo tamin'azy hoe: "Tsia, mbôla tsy naregny ny momba ny Fanahy Masina akory zahay" \ No newline at end of file diff --git a/19/03.txt b/19/03.txt index 3ab7346..973fb71 100644 --- a/19/03.txt +++ b/19/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Paoly nikoragna hoe: "Tao amin'ny ino ary zany no nagnanôvana batisa an'nareo?" Namaly zareo hoe: "Tao amin'ny batisan'i Jaona." Ka namaly Paoly hoe: "Jaona magnano batisa amin'ny batisan'ny fibebana. Nitare tamin'ny vahôka izy fa tokony hino le raika ze ho tonga afarany zareo, zany de, akao amin'i Jesosy." \ No newline at end of file +\v 3 Paoly nikoragna hoe: "Tao amin'ny ino ary zany no nagnanôvana batisa an'nareo?" Namaly zareo hoe: "Tao amin'ny batisan'i Jaona." \v 4 Ka namaly Paoly hoe: "Jaona magnano batisa amin'ny batisan'ny fibebana. Nitare tamin'ny vahôka izy fa tokony hino le raika ze ho tonga afarany zareo, zany de, akao amin'i Jesosy." \ No newline at end of file diff --git a/19/05.txt b/19/05.txt index 4b67d0f..c548139 100644 --- a/19/05.txt +++ b/19/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Rafa naregny an'zany ny ôla, de natao batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy zareo. Avekeo rafa nametraka ny tagnany tamin-jareo i Paoly, de nilatsaka tamin-jareo ny Fanahy Masina ary niteny tamin'ny fiteny hafa sy naminagny zareo. Teo amin'ny rombefolo teo ho eo izy daôly. \ No newline at end of file +\v 5 Rafa naregny an'zany ny ôla, de natao batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy zareo. \v 6 Avekeo rafa nametraka ny tagnany tamin-jareo i Paoly, de nilatsaka tamin-jareo ny Fanahy Masina ary niteny tamin'ny fiteny hafa sy naminagny zareo. \v 7 Teo amin'ny rombefolo teo ho eo izy daôly. \ No newline at end of file diff --git a/19/title.txt b/19/title.txt new file mode 100644 index 0000000..916a10a --- /dev/null +++ b/19/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 19 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index b58bc79..3310020 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -292,6 +292,9 @@ "16-29", "16-32", "16-35", + "16-37", + "16-40", + "17-title", "17-01", "17-03", "17-05", @@ -307,6 +310,7 @@ "17-28", "17-30", "17-32", + "18-title", "18-01", "18-04", "18-07", @@ -320,6 +324,8 @@ "18-24", "18-27", "19-title", + "19-01", + "19-03", "20-01", "20-04", "20-07",