Mon Jun 08 2020 16:32:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:32:31 +03:00
parent 08240faa1e
commit bab54f9716
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 \v 36 Ary rafa ampalakeka ny andro, de nandefa teny tam'reo mpiambina reo mpitsara, nitare hoe: "Avilao hande reo leila reo." Nitatitra an'zany teny zany tamin'i Paoly le mpiambina, nitare hoe: "Nampitondra teny taminà reo mpitsara mbô hamela an'nareo hande: noho zany am'zao fotôna zao mivoà, ary mandiana am-pedanana."
\v 35 Ary rafa ampalakeka ny andro, de nandefa teny tam'reo mpiambina reo mpitsara, nitare hoe: "Avilao hande reo leila reo." \v 36 Nitatitra an'zany teny zany tamin'i Paoly le mpiambina, nitare hoe: "Nampitondra teny taminà reo mpitsara mbô hamela an'nareo hande: noho zany am'zao fotôna zao mivoà, ary mandiana am-pedanana."

View File

@ -1 +1 @@
\v 37 \v 38 \v 39 Fa niteny tamin-jareo Paoly hoe: "Nitarika an'nay ampabemaso tsisy fitsarana zareo, na de mizàka ny zom-pirenena Romanina aza zahay - ary nalefan-jareo tao am-pigadrana. Am'zao de ten-jareo ho alefa an-tsokosoko ma zahay? Tsia! Ôka ny tegnan-jareo no ho tonga aketo sy hitarika an'nay hivôka." Nitatitra an'zany teny zany tamin'ny mpitsara ny mpiambina, ary raha vô naregny zareo fa romanina i Paoly sy Silasy, de natatra zareo. Tonga sy nagnalatsiny tamin-jareo ny mpitsara ary nitondra an-jareo nivôka, nangataka an-jareo mbô hiala akao an-tanàna.
\v 37 \v 39 Fa niteny tamin-jareo Paoly hoe: "Nitarika an'nay ampabemaso tsisy fitsarana zareo, na de mizàka ny zom-pirenena Romanina aza zahay - ary nalefan-jareo tao am-pigadrana. Am'zao de ten-jareo ho alefa an-tsokosoko ma zahay? Tsia! Ôka ny tegnan-jareo no ho tonga aketo sy hitarika an'nay hivôka." \v 38 Nitatitra an'zany teny zany tamin'ny mpitsara ny mpiambina, ary raha vô naregny zareo fa romanina i Paoly sy Silasy, de natatra zareo. Tonga sy nagnalatsiny tamin-jareo ny mpitsara ary nitondra an-jareo nivôka, nangataka an-jareo mbô hiala akao an-tanàna.

View File

@ -291,6 +291,7 @@
"16-27",
"16-29",
"16-32",
"16-35",
"17-01",
"17-03",
"17-05",