Mon Jun 08 2020 16:30:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:30:31 +03:00
parent b8c09f1669
commit 08240faa1e
6 changed files with 10 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 \v 24 De nitsangana ny vahôka nagnohitra an'i Paoly sy Silasy; nagnala ny lamban-jareo ny mpitsara ary nandidy an-jareo mbô ho tarôna amin'ny kakazo. rafa notarôn'reo mafy zareo, de nalefan-jareo taigny an-tragnomaizina ary nandidy ny mpambina ny tragnomaizina mbô hiambina mafy an-jareo. Rafa navôray an'zany didy zany ny mpiambina, de nalefany taigny amin'ny farany agnatiny ndrindra amin'ny fonja zareo ary nofatorany takeo amin'ny kakazo ny tongotr'zareo.
\v 22 De nitsangana ny vahôka nagnohitra an'i Paoly sy Silasy; nagnala ny lamban-jareo ny mpitsara ary nandidy an-jareo mbô ho tarôna amin'ny kakazo. \v 23 Rafa notarôn'reo mafy zareo, de nalefan-jareo taigny an-tragnomaizina ary nandidy ny mpambina ny tragnomaizina mbô hiambina mafy an-jareo. \v 24 Rafa navôray an'zany didy zany ny mpiambina, de nalefany taigny amin'ny farany agnatiny ndrindra amin'ny fonja zareo ary nofatorany takeo amin'ny kakazo ny tongotr'zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 Nagnodidina ny misasak'alina de nivavaka i Paoly sy Silasy ary nihira fiderana an'Andriamanitra, ary reo gadra hafa de nitaino an-jareo. Tampoka takeo de nisy horohorontany gedabe, ka nampiozongozogna ny fototry ny fonja; ary nisokatra avy hatraigny ny varavaragna daôly, ary nivà ny fatôran'ny ôla daôly.
\v 25 Nagnodidina ny misasak'alina de nivavaka i Paoly sy Silasy ary nihira fiderana an'Andriamanitra, ary reo gadra hafa de nitaino an-jareo. \v 26 Tampoka takeo de nisy horohorontany gedabe, ka nampiozongozogna ny fototry ny fonja; ary nisokatra avy hatraigny ny varavaragna daôly, ary nivà ny fatôran'ny ôla daôly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 Taitra tamin'ny torimaso ny mpiandry ny tragnomaizina ary natazagna reo varavaran'ny fonja nivô; namôka ny sabany izy ka saika hamono ny tegnany, satria neritreretiny fa nandositra reo gadra. fa nagnantso tamin'ny feo mafy Paoly, nagnano hoe: "Aza mandratra ny tegnanao, satria akato daôly zahay.
\v 27 Taitra tamin'ny torimaso ny mpiandry ny tragnomaizina ary natazagna reo varavaran'ny fonja nivô; namôka ny sabany izy ka saika hamono ny tegnany, satria neritreretiny fa nandositra reo gadra. \v 28 Fa nagnantso tamin'ny feo mafy Paoly, nagnano hoe: "Aza mandratra ny tegnanao, satria akato daôly zahay.

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 \v 31 Nampagnantso jiso le mpiambina tragnomaizina ary niditra malaky takao agnatiny, nipararetra noho ny tatra, nenkôka takeo agnolôn'i Paoly sy Silasy, ary nitondra an-jareo nivôka sy nitare hoe: "Tompoko, ino no tsy maintsy hataoko mbô ho vôvonjy?" ozy zareo hoe: "Minoa an'i Tompo Jesosy, de ho vôvonjy anao, anao sy ny ankohonanao."
\v 29 Nampagnantso jiso le mpiambina tragnomaizina ary niditra malaky takao agnatiny, nipararetra noho ny tatra, nenkôka takeo agnolôn'i Paoly sy Silasy, \v 30 ary nitondra an-jareo nivôka sy nitare hoe: "Tompoko, ino no tsy maintsy hataoko mbô ho vôvonjy?" \v 31 Ozy zareo hoe: "Minoa an'i Tompo Jesosy, de ho vôvonjy anao, anao sy ny ankohonanao."

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 \v 33 \v 34 nitory ny tenin'ny Tompo tamin'azy zareo, niaraka tamin'ny ôla daôly takao an-tragnony. Avekeo de nandray an'azy reo tamin'ny alina tamin'igny ora igny iany le mpambina fonja, ary nagnasa ny ferin-jareo, ary izy sy reo daôly takao amin'ny tragnony ray manontolo de natao batisa teo no ho eo. Avekeo de nentiny niakatra takao an-tragnony i Paoly sy Silasy ary nandroso sakafo takeo agnolôn-jareo izy, de nifaly tokoa izy niaraka tam'reo takao an-tragnony, f'efa nino an'Andriamanitra izy.
\v 32 nitory ny tenin'ny Tompo tamin'azy zareo, niaraka tamin'ny ôla daôly takao an-tragnony. \v 33 Avekeo de nandray an'azy reo tamin'ny alina tamin'igny ora igny iany le mpambina fonja, ary nagnasa ny ferin-jareo, ary izy sy reo daôly takao amin'ny tragnony ray manontolo de natao batisa teo no ho eo. \v 34 Avekeo de nentiny niakatra takao an-tragnony i Paoly sy Silasy ary nandroso sakafo takeo agnolôn-jareo izy, de nifaly tokoa izy niaraka tam'reo takao an-tragnony, f'efa nino an'Andriamanitra izy.

View File

@ -286,6 +286,11 @@
"16-14",
"16-16",
"16-19",
"16-22",
"16-25",
"16-27",
"16-29",
"16-32",
"17-01",
"17-03",
"17-05",