Mon Jun 08 2020 16:28:33 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:28:33 +03:00
parent be47426148
commit b8c09f1669
5 changed files with 8 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 13 Niantsambo noho zany avy aigny Troasy, de nizotra mahitsy ho aigny Samatrakia zahay, ary nihazo an'i Neapolia zahay ny andro magnaraka. \v 12 Avy takeo de nande nankaigny Filipy zahay, ze isan'ny tanàna Makedonia, ze tanàna manan-danja ndrindra akao amin'ny faritra sy ny zana-tany Romanina, ary nijagnona takao am'zany tanàna zany nandritry ny andro maro zahay. Tamin'ny andron'ny Sabata de nande taigny avelan'ny vavahady ankekin'ny renirano zahay, ze noeritriretinay fa misy tôram-pivavahana. Nipetraka zahay ary nikoragna tam'reo vevavy ze niaraka tonga takeo.
\v 11 Niantsambo noho zany avy aigny Troasy, de nizotra mahitsy ho aigny Samatrakia zahay, ary nihazo an'i Neapolia zahay ny andro magnaraka. \v 12 Avy takeo de nande nankaigny Filipy zahay, ze isan'ny tanàna Makedonia, ze tanàna manan-danja ndrindra akao amin'ny faritra sy ny zana-tany Romanina, ary nijagnona takao am'zany tanàna zany nandritry ny andro maro zahay. \v 13 Tamin'ny andron'ny Sabata de nande taigny avelan'ny vavahady ankekin'ny renirano zahay, ze noeritriretinay fa misy tôram-pivavahana. Nipetraka zahay ary nikoragna tam'reo vevavy ze niaraka tonga takeo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 nisy vevavy raika atao hoe Lydia, mpivaro-damba volomparasy avy aigny amin'ny tanànan'i Tyatira, ze nanompo an'Andriamanitra, nihaino an'nay. Nagnokatra ny fony ny Tompo hitandrina ny teny ze nolazain'i Paoly. Rafa vita batisa izy sy ny ankohonany, de namporisika an'nay izy, nitare hoe: "Raha nitsara anà ho matoky amin'ny Tompo anareo, de midira ary mitoera akao an-tragno." Ary nandresy latra an'nay izy.
\v 14 nisy vevavy raika atao hoe Lydia, mpivaro-damba volomparasy avy aigny amin'ny tanànan'i Tyatira, ze nanompo an'Andriamanitra, nihaino an'nay. Nagnokatra ny fony ny Tompo hitandrina ny teny ze nolazain'i Paoly. \v 15 Rafa vita batisa izy sy ny ankohonany, de namporisika an'nay izy, nitare hoe: "Raha nitsara anà ho matoky amin'ny Tompo anareo, de midira ary mitoera akao an-tragno." Ary nandresy latra an'nay izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Ary tam'zany, raha nande nande nankaigny amin'ny tôram-pivavahana zahay, de nisy gaognavavy raika ze managna fagnahin'ny sikidy nifagnena taminay. Nitondra tombony betsaka ho an'ny tompony tamin'ny alalan'ny sikidy izy. Nagnaraka an'nay sy Paoly avy akao afaran'io vevavy io ary nagnantso mafy, nagnano hoe: "Reo leila reo de mpanompon'Andriamanitra Avo Ndrindra. Magnambara aminareo ny lalam-pamonjena zareo." Nagnano an'zany nandritry ny andro maro izy. Fa i Paoly de nagnomboka sosy tamin'azy ka nitodika ary nitare tamin'ny fagnahy hoe: "Mandidy an'nao amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy za mbô hivôka akao amin'azy." Ary nivôka avy hatraigny zany.
\v 16 Ary tam'zany, raha nande nande nankaigny amin'ny tôram-pivavahana zahay, de nisy gaognavavy raika ze managna fagnahin'ny sikidy nifagnena taminay. Nitondra tombony betsaka ho an'ny tompony tamin'ny alalan'ny sikidy izy. \v 17 Nagnaraka an'nay sy Paoly avy akao afaran'io vevavy io ary nagnantso mafy, nagnano hoe: "Reo leila reo de mpanompon'Andriamanitra Avo Ndrindra. Magnambara aminareo ny lalam-pamonjena zareo." \v 18 Nagnano an'zany nandritry ny andro maro izy. Fa i Paoly de nagnomboka sosy tamin'azy ka nitodika ary nitare tamin'ny fagnahy hoe: "Mandidy an'nao amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy za mbô hivôka akao amin'azy." Ary nivôka avy hatraigny zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Rafa tazagn'reo tompony fa lasa le fagnantenana ny amin'ny tombony ho an-jareo, de nosamborin-jareo i Paoly sy Silasy ary notaritiny zareo ho aigny an-tsena takeo agnolôn'reo manam-pahefana. Rafa nitondra an'azy zareo takeo agnolôn'reo mpitsara zareo, de nitare hoe: "Magnakorontana ny tanànanantsika reto leila reto. Jiosy zareo. Magnambara fomba ze tsy ara-dalàna ho an'ny Romanina ny maneky na mampihatra an'azy zareo."
\v 19 Rafa tazagn'reo tompony fa lasa le fagnantenana ny amin'ny tombony ho an-jareo, de nosamborin-jareo i Paoly sy Silasy ary notaritiny zareo ho aigny an-tsena takeo agnolôn'reo manam-pahefana. \v 20 Rafa nitondra an'azy zareo takeo agnolôn'reo mpitsara zareo, de nitare hoe: "Magnakorontana ny tanànanantsika reto leila reto. Jiosy zareo. \v 21 Magnambara fomba ze tsy ara-dalàna ho an'ny Romanina ny maneky na mampihatra an'azy zareo."

View File

@ -282,6 +282,10 @@
"16-04",
"16-06",
"16-09",
"16-11",
"16-14",
"16-16",
"16-19",
"17-01",
"17-03",
"17-05",