diff --git a/16/11.txt b/16/11.txt index a7a9f8e..e89e5a7 100644 --- a/16/11.txt +++ b/16/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 13 Niantsambo noho zany avy aigny Troasy, de nizotra mahitsy ho aigny Samatrakia zahay, ary nihazo an'i Neapolia zahay ny andro magnaraka. \v 12 Avy takeo de nande nankaigny Filipy zahay, ze isan'ny tanàna Makedonia, ze tanàna manan-danja ndrindra akao amin'ny faritra sy ny zana-tany Romanina, ary nijagnona takao am'zany tanàna zany nandritry ny andro maro zahay. Tamin'ny andron'ny Sabata de nande taigny avelan'ny vavahady ankekin'ny renirano zahay, ze noeritriretinay fa misy tôram-pivavahana. Nipetraka zahay ary nikoragna tam'reo vevavy ze niaraka tonga takeo. \ No newline at end of file +\v 11 Niantsambo noho zany avy aigny Troasy, de nizotra mahitsy ho aigny Samatrakia zahay, ary nihazo an'i Neapolia zahay ny andro magnaraka. \v 12 Avy takeo de nande nankaigny Filipy zahay, ze isan'ny tanàna Makedonia, ze tanàna manan-danja ndrindra akao amin'ny faritra sy ny zana-tany Romanina, ary nijagnona takao am'zany tanàna zany nandritry ny andro maro zahay. \v 13 Tamin'ny andron'ny Sabata de nande taigny avelan'ny vavahady ankekin'ny renirano zahay, ze noeritriretinay fa misy tôram-pivavahana. Nipetraka zahay ary nikoragna tam'reo vevavy ze niaraka tonga takeo. \ No newline at end of file diff --git a/16/14.txt b/16/14.txt index bad7015..fccbbfe 100644 --- a/16/14.txt +++ b/16/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 nisy vevavy raika atao hoe Lydia, mpivaro-damba volomparasy avy aigny amin'ny tanànan'i Tyatira, ze nanompo an'Andriamanitra, nihaino an'nay. Nagnokatra ny fony ny Tompo hitandrina ny teny ze nolazain'i Paoly. Rafa vita batisa izy sy ny ankohonany, de namporisika an'nay izy, nitare hoe: "Raha nitsara anà ho matoky amin'ny Tompo anareo, de midira ary mitoera akao an-tragno." Ary nandresy latra an'nay izy. \ No newline at end of file +\v 14 nisy vevavy raika atao hoe Lydia, mpivaro-damba volomparasy avy aigny amin'ny tanànan'i Tyatira, ze nanompo an'Andriamanitra, nihaino an'nay. Nagnokatra ny fony ny Tompo hitandrina ny teny ze nolazain'i Paoly. \v 15 Rafa vita batisa izy sy ny ankohonany, de namporisika an'nay izy, nitare hoe: "Raha nitsara anà ho matoky amin'ny Tompo anareo, de midira ary mitoera akao an-tragno." Ary nandresy latra an'nay izy. \ No newline at end of file diff --git a/16/16.txt b/16/16.txt index 559cb31..a151563 100644 --- a/16/16.txt +++ b/16/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 \v 18 Ary tam'zany, raha nande nande nankaigny amin'ny tôram-pivavahana zahay, de nisy gaognavavy raika ze managna fagnahin'ny sikidy nifagnena taminay. Nitondra tombony betsaka ho an'ny tompony tamin'ny alalan'ny sikidy izy. Nagnaraka an'nay sy Paoly avy akao afaran'io vevavy io ary nagnantso mafy, nagnano hoe: "Reo leila reo de mpanompon'Andriamanitra Avo Ndrindra. Magnambara aminareo ny lalam-pamonjena zareo." Nagnano an'zany nandritry ny andro maro izy. Fa i Paoly de nagnomboka sosy tamin'azy ka nitodika ary nitare tamin'ny fagnahy hoe: "Mandidy an'nao amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy za mbô hivôka akao amin'azy." Ary nivôka avy hatraigny zany. \ No newline at end of file +\v 16 Ary tam'zany, raha nande nande nankaigny amin'ny tôram-pivavahana zahay, de nisy gaognavavy raika ze managna fagnahin'ny sikidy nifagnena taminay. Nitondra tombony betsaka ho an'ny tompony tamin'ny alalan'ny sikidy izy. \v 17 Nagnaraka an'nay sy Paoly avy akao afaran'io vevavy io ary nagnantso mafy, nagnano hoe: "Reo leila reo de mpanompon'Andriamanitra Avo Ndrindra. Magnambara aminareo ny lalam-pamonjena zareo." \v 18 Nagnano an'zany nandritry ny andro maro izy. Fa i Paoly de nagnomboka sosy tamin'azy ka nitodika ary nitare tamin'ny fagnahy hoe: "Mandidy an'nao amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy za mbô hivôka akao amin'azy." Ary nivôka avy hatraigny zany. \ No newline at end of file diff --git a/16/19.txt b/16/19.txt index a48ba31..bd8decd 100644 --- a/16/19.txt +++ b/16/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Rafa tazagn'reo tompony fa lasa le fagnantenana ny amin'ny tombony ho an-jareo, de nosamborin-jareo i Paoly sy Silasy ary notaritiny zareo ho aigny an-tsena takeo agnolôn'reo manam-pahefana. Rafa nitondra an'azy zareo takeo agnolôn'reo mpitsara zareo, de nitare hoe: "Magnakorontana ny tanànanantsika reto leila reto. Jiosy zareo. Magnambara fomba ze tsy ara-dalàna ho an'ny Romanina ny maneky na mampihatra an'azy zareo." \ No newline at end of file +\v 19 Rafa tazagn'reo tompony fa lasa le fagnantenana ny amin'ny tombony ho an-jareo, de nosamborin-jareo i Paoly sy Silasy ary notaritiny zareo ho aigny an-tsena takeo agnolôn'reo manam-pahefana. \v 20 Rafa nitondra an'azy zareo takeo agnolôn'reo mpitsara zareo, de nitare hoe: "Magnakorontana ny tanànanantsika reto leila reto. Jiosy zareo. \v 21 Magnambara fomba ze tsy ara-dalàna ho an'ny Romanina ny maneky na mampihatra an'azy zareo." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index aadaac4..a92604f 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -282,6 +282,10 @@ "16-04", "16-06", "16-09", + "16-11", + "16-14", + "16-16", + "16-19", "17-01", "17-03", "17-05",