From 08240faa1e05b55b8ebdd2b05bd5a1c2e85c82e1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 8 Jun 2020 16:30:31 +0300 Subject: [PATCH] Mon Jun 08 2020 16:30:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 16/22.txt | 2 +- 16/25.txt | 2 +- 16/27.txt | 2 +- 16/29.txt | 2 +- 16/32.txt | 2 +- manifest.json | 5 +++++ 6 files changed, 10 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/16/22.txt b/16/22.txt index 860900f..5442f6d 100644 --- a/16/22.txt +++ b/16/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 De nitsangana ny vahôka nagnohitra an'i Paoly sy Silasy; nagnala ny lamban-jareo ny mpitsara ary nandidy an-jareo mbô ho tarôna amin'ny kakazo. rafa notarôn'reo mafy zareo, de nalefan-jareo taigny an-tragnomaizina ary nandidy ny mpambina ny tragnomaizina mbô hiambina mafy an-jareo. Rafa navôray an'zany didy zany ny mpiambina, de nalefany taigny amin'ny farany agnatiny ndrindra amin'ny fonja zareo ary nofatorany takeo amin'ny kakazo ny tongotr'zareo. \ No newline at end of file +\v 22 De nitsangana ny vahôka nagnohitra an'i Paoly sy Silasy; nagnala ny lamban-jareo ny mpitsara ary nandidy an-jareo mbô ho tarôna amin'ny kakazo. \v 23 Rafa notarôn'reo mafy zareo, de nalefan-jareo taigny an-tragnomaizina ary nandidy ny mpambina ny tragnomaizina mbô hiambina mafy an-jareo. \v 24 Rafa navôray an'zany didy zany ny mpiambina, de nalefany taigny amin'ny farany agnatiny ndrindra amin'ny fonja zareo ary nofatorany takeo amin'ny kakazo ny tongotr'zareo. \ No newline at end of file diff --git a/16/25.txt b/16/25.txt index a05faca..c380483 100644 --- a/16/25.txt +++ b/16/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 Nagnodidina ny misasak'alina de nivavaka i Paoly sy Silasy ary nihira fiderana an'Andriamanitra, ary reo gadra hafa de nitaino an-jareo. Tampoka takeo de nisy horohorontany gedabe, ka nampiozongozogna ny fototry ny fonja; ary nisokatra avy hatraigny ny varavaragna daôly, ary nivà ny fatôran'ny ôla daôly. \ No newline at end of file +\v 25 Nagnodidina ny misasak'alina de nivavaka i Paoly sy Silasy ary nihira fiderana an'Andriamanitra, ary reo gadra hafa de nitaino an-jareo. \v 26 Tampoka takeo de nisy horohorontany gedabe, ka nampiozongozogna ny fototry ny fonja; ary nisokatra avy hatraigny ny varavaragna daôly, ary nivà ny fatôran'ny ôla daôly. \ No newline at end of file diff --git a/16/27.txt b/16/27.txt index 9a61740..ca750a9 100644 --- a/16/27.txt +++ b/16/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 Taitra tamin'ny torimaso ny mpiandry ny tragnomaizina ary natazagna reo varavaran'ny fonja nivô; namôka ny sabany izy ka saika hamono ny tegnany, satria neritreretiny fa nandositra reo gadra. fa nagnantso tamin'ny feo mafy Paoly, nagnano hoe: "Aza mandratra ny tegnanao, satria akato daôly zahay. \ No newline at end of file +\v 27 Taitra tamin'ny torimaso ny mpiandry ny tragnomaizina ary natazagna reo varavaran'ny fonja nivô; namôka ny sabany izy ka saika hamono ny tegnany, satria neritreretiny fa nandositra reo gadra. \v 28 Fa nagnantso tamin'ny feo mafy Paoly, nagnano hoe: "Aza mandratra ny tegnanao, satria akato daôly zahay. \ No newline at end of file diff --git a/16/29.txt b/16/29.txt index 85c837a..a17b6c5 100644 --- a/16/29.txt +++ b/16/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 \v 30 \v 31 Nampagnantso jiso le mpiambina tragnomaizina ary niditra malaky takao agnatiny, nipararetra noho ny tatra, nenkôka takeo agnolôn'i Paoly sy Silasy, ary nitondra an-jareo nivôka sy nitare hoe: "Tompoko, ino no tsy maintsy hataoko mbô ho vôvonjy?" ozy zareo hoe: "Minoa an'i Tompo Jesosy, de ho vôvonjy anao, anao sy ny ankohonanao." \ No newline at end of file +\v 29 Nampagnantso jiso le mpiambina tragnomaizina ary niditra malaky takao agnatiny, nipararetra noho ny tatra, nenkôka takeo agnolôn'i Paoly sy Silasy, \v 30 ary nitondra an-jareo nivôka sy nitare hoe: "Tompoko, ino no tsy maintsy hataoko mbô ho vôvonjy?" \v 31 Ozy zareo hoe: "Minoa an'i Tompo Jesosy, de ho vôvonjy anao, anao sy ny ankohonanao." \ No newline at end of file diff --git a/16/32.txt b/16/32.txt index 0b7eee4..97359fa 100644 --- a/16/32.txt +++ b/16/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 \v 34 nitory ny tenin'ny Tompo tamin'azy zareo, niaraka tamin'ny ôla daôly takao an-tragnony. Avekeo de nandray an'azy reo tamin'ny alina tamin'igny ora igny iany le mpambina fonja, ary nagnasa ny ferin-jareo, ary izy sy reo daôly takao amin'ny tragnony ray manontolo de natao batisa teo no ho eo. Avekeo de nentiny niakatra takao an-tragnony i Paoly sy Silasy ary nandroso sakafo takeo agnolôn-jareo izy, de nifaly tokoa izy niaraka tam'reo takao an-tragnony, f'efa nino an'Andriamanitra izy. \ No newline at end of file +\v 32 nitory ny tenin'ny Tompo tamin'azy zareo, niaraka tamin'ny ôla daôly takao an-tragnony. \v 33 Avekeo de nandray an'azy reo tamin'ny alina tamin'igny ora igny iany le mpambina fonja, ary nagnasa ny ferin-jareo, ary izy sy reo daôly takao amin'ny tragnony ray manontolo de natao batisa teo no ho eo. \v 34 Avekeo de nentiny niakatra takao an-tragnony i Paoly sy Silasy ary nandroso sakafo takeo agnolôn-jareo izy, de nifaly tokoa izy niaraka tam'reo takao an-tragnony, f'efa nino an'Andriamanitra izy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index a92604f..7ad4214 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -286,6 +286,11 @@ "16-14", "16-16", "16-19", + "16-22", + "16-25", + "16-27", + "16-29", + "16-32", "17-01", "17-03", "17-05",