auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-19 18:21:58 +08:00 committed by root
parent 558474a88d
commit 7f1a4555c4
6 changed files with 6 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tapitra ny tabataba, namory reo mpianatra i Paoly ary nampaery an'azy reo avy teo, nagnano veloma izy ary lasana nankaigny Makedonia. Rafa nande taigny am'reo faritra reo izy sy nagnano teny fankaherezana maro an'azy reo, de tonga taigny Gresia izy. Rafa avy nanangana telo volana tao izy, de nisy teti-dratsy noforonin'reo Jiosy hanoerana an'azy raha izy hande sambo ho aigny Syria igny, ka nanapakevitra ny hiverigna ho aigny Makedonia izy.
\v 1 \v 2 \v 3 Rafa tapitra ny tabataba, namory reo mpianatra i Paoly ary nampaery an'azy reo avy teo, nagnano veloma izy ary lasana nankaigny Makedonia. Rafa nande taigny am'reo faritra reo izy sy nagnano teny fankaherezana maro an'azy reo, de tonga taigny Gresia izy. Rafa avy nanangana telo volana tao izy, de nisy teti-dratsy noforonin'reo Jiosy hanoerana an'azy raha izy hande sambo ho aigny Syria igny, ka nanapakevitra ny hiverigna ho aigny Makedonia izy.

View File

@ -1 +1 @@
Nagnaraka an'azy hatraigny Asia lavitra aigny i Sopatera zanaka lahi'ni Pyro avy aigny Beria; Aristarko sy Sekondo, samy avy am'reo mpino Tesalonika; Gayo avy aigny Derbe; Tymoty, ary Tykiko sy Trofimo avy aigny Asia. Fa reo leilà reo de efa nialô an'nay ary nandigny an'nay taigny Troasy. Niondrrana sambo niala tao Filipy zahy tafaran'ny andro finanana mofo tsy masina; ary tao agnatin'ny dimy andro de tonga taigny am-jareo taigny Troasy zahay. Ary nipetraka tao zahay nadritra ny fito andro.
\v 4 \v 5 \v 6 Nagnaraka an'azy hatraigny Asia lavitra aigny i Sopatera zanaka lahi'ni Pyro avy aigny Beria; Aristarko sy Sekondo, samy avy am'reo mpino Tesalonika; Gayo avy aigny Derbe; Tymoty, ary Tykiko sy Trofimo avy aigny Asia. Fa reo leilà reo de efa nialô an'nay ary nandigny an'nay taigny Troasy. Niondrrana sambo niala tao Filipy zahy tafaran'ny andro finanana mofo tsy masina; ary tao agnatin'ny dimy andro de tonga taigny am-jareo taigny Troasy zahay. Ary nipetraka tao zahay nadritra ny fito andro.

View File

@ -1 +1 @@
Rafa avy niteny an'zany izy, de nedongalika ary niara-nivavaka tamin'izy daôly. Nisy fitomagnena be teo ary naminà an'i Paoly sy nagnoroka an'azy zareo. Nalaelo ny maro tam-jareo tam-ze notaraviny hoe: "Tsy hahita anà ntsony anareo. Avy teo de nagnatitra an'azy taigny amin'ny sambo
Rafa avy niteny an'zany izy, de nedongalika ary niara-nivavaka tamin'izy daôly. Nisy fitomagnena be teo ary naminà an'i Paoly sy nagnoroka an'azy zareo. Nalaelo ny maro tam-jareo tam-ze notaraviny hoe: "Tsy hahita anà ntsony anareo. Avy teo de nagnatitra an'azy taigny amin'ny sambo zareo.

View File

@ -1 +1 @@
Nifagnetry tam'leilà raika nantsovina hoe: Ananiasy taigny zà, leilà matatra an'Andriamanitra nagnaraka ny lalàna ary tsara laza teo am'reo Jiosy daôly ze nipetrak tao. Nagnatogna anà izy, nitsangana takeo ankilako, ary nitare hoe: 'Ry rahalà Saoly, mahirata.' Tam-zany ora zany indrindra de nahita an'azy zà.
\v 12 \v 13 Nifagnetry tam'leilà raika nantsovina hoe: Ananiasy taigny zà, leilà matatra an'Andriamanitra nagnaraka ny lalàna ary tsara laza teo am'reo Jiosy daôly ze nipetrak tao. Nagnatogna anà izy, nitsangana takeo ankilako, ary nitare hoe: 'Ry rahalà Saoly, mahirata.' Tam-zany ora zany indrindra de nahita an'azy zà.

1
25/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Am'zao fotôna zao, F

1
25/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 25