plt-x-sihanaka_act_text_reg/20/04.txt

1 line
512 B
Plaintext

\v 4 \v 5 \v 6 Nagnaraka an'azy hatraigny Asia lavitra aigny i Sopatera zanaka lahi'ni Pyro avy aigny Beria; Aristarko sy Sekondo, samy avy am'reo mpino Tesalonika; Gayo avy aigny Derbe; Tymoty, ary Tykiko sy Trofimo avy aigny Asia. Fa reo leilà reo de efa nialô an'nay ary nandigny an'nay taigny Troasy. Niondrrana sambo niala tao Filipy zahy tafaran'ny andro finanana mofo tsy masina; ary tao agnatin'ny dimy andro de tonga taigny am-jareo taigny Troasy zahay. Ary nipetraka tao zahay nadritra ny fito andro.