From 7f1a4555c481f3f0f82e119bf41e66998c4ef053 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 19 May 2020 18:21:58 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 20/01.txt | 2 +- 20/04.txt | 2 +- 20/36.txt | 2 +- 22/12.txt | 2 +- 25/01.txt | 1 + 25/title.txt | 1 + 6 files changed, 6 insertions(+), 4 deletions(-) create mode 100644 25/01.txt create mode 100644 25/title.txt diff --git a/20/01.txt b/20/01.txt index 5960b4a..36e06f7 100644 --- a/20/01.txt +++ b/20/01.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa tapitra ny tabataba, namory reo mpianatra i Paoly ary nampaery an'azy reo avy teo, nagnano veloma izy ary lasana nankaigny Makedonia. Rafa nande taigny am'reo faritra reo izy sy nagnano teny fankaherezana maro an'azy reo, de tonga taigny Gresia izy. Rafa avy nanangana telo volana tao izy, de nisy teti-dratsy noforonin'reo Jiosy hanoerana an'azy raha izy hande sambo ho aigny Syria igny, ka nanapakevitra ny hiverigna ho aigny Makedonia izy. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Rafa tapitra ny tabataba, namory reo mpianatra i Paoly ary nampaery an'azy reo avy teo, nagnano veloma izy ary lasana nankaigny Makedonia. Rafa nande taigny am'reo faritra reo izy sy nagnano teny fankaherezana maro an'azy reo, de tonga taigny Gresia izy. Rafa avy nanangana telo volana tao izy, de nisy teti-dratsy noforonin'reo Jiosy hanoerana an'azy raha izy hande sambo ho aigny Syria igny, ka nanapakevitra ny hiverigna ho aigny Makedonia izy. \ No newline at end of file diff --git a/20/04.txt b/20/04.txt index befe432..e4c7046 100644 --- a/20/04.txt +++ b/20/04.txt @@ -1 +1 @@ -Nagnaraka an'azy hatraigny Asia lavitra aigny i Sopatera zanaka lahi'ni Pyro avy aigny Beria; Aristarko sy Sekondo, samy avy am'reo mpino Tesalonika; Gayo avy aigny Derbe; Tymoty, ary Tykiko sy Trofimo avy aigny Asia. Fa reo leilà reo de efa nialô an'nay ary nandigny an'nay taigny Troasy. Niondrrana sambo niala tao Filipy zahy tafaran'ny andro finanana mofo tsy masina; ary tao agnatin'ny dimy andro de tonga taigny am-jareo taigny Troasy zahay. Ary nipetraka tao zahay nadritra ny fito andro. \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 Nagnaraka an'azy hatraigny Asia lavitra aigny i Sopatera zanaka lahi'ni Pyro avy aigny Beria; Aristarko sy Sekondo, samy avy am'reo mpino Tesalonika; Gayo avy aigny Derbe; Tymoty, ary Tykiko sy Trofimo avy aigny Asia. Fa reo leilà reo de efa nialô an'nay ary nandigny an'nay taigny Troasy. Niondrrana sambo niala tao Filipy zahy tafaran'ny andro finanana mofo tsy masina; ary tao agnatin'ny dimy andro de tonga taigny am-jareo taigny Troasy zahay. Ary nipetraka tao zahay nadritra ny fito andro. \ No newline at end of file diff --git a/20/36.txt b/20/36.txt index bf31159..f0e1aa7 100644 --- a/20/36.txt +++ b/20/36.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa avy niteny an'zany izy, de nedongalika ary niara-nivavaka tamin'izy daôly. Nisy fitomagnena be teo ary naminà an'i Paoly sy nagnoroka an'azy zareo. Nalaelo ny maro tam-jareo tam-ze notaraviny hoe: "Tsy hahita anà ntsony anareo. Avy teo de nagnatitra an'azy taigny amin'ny sambo \ No newline at end of file +Rafa avy niteny an'zany izy, de nedongalika ary niara-nivavaka tamin'izy daôly. Nisy fitomagnena be teo ary naminà an'i Paoly sy nagnoroka an'azy zareo. Nalaelo ny maro tam-jareo tam-ze notaraviny hoe: "Tsy hahita anà ntsony anareo. Avy teo de nagnatitra an'azy taigny amin'ny sambo zareo. \ No newline at end of file diff --git a/22/12.txt b/22/12.txt index 1245fb9..c56692e 100644 --- a/22/12.txt +++ b/22/12.txt @@ -1 +1 @@ -Nifagnetry tam'leilà raika nantsovina hoe: Ananiasy taigny zà, leilà matatra an'Andriamanitra nagnaraka ny lalàna ary tsara laza teo am'reo Jiosy daôly ze nipetrak tao. Nagnatogna anà izy, nitsangana takeo ankilako, ary nitare hoe: 'Ry rahalà Saoly, mahirata.' Tam-zany ora zany indrindra de nahita an'azy zà. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 Nifagnetry tam'leilà raika nantsovina hoe: Ananiasy taigny zà, leilà matatra an'Andriamanitra nagnaraka ny lalàna ary tsara laza teo am'reo Jiosy daôly ze nipetrak tao. Nagnatogna anà izy, nitsangana takeo ankilako, ary nitare hoe: 'Ry rahalà Saoly, mahirata.' Tam-zany ora zany indrindra de nahita an'azy zà. \ No newline at end of file diff --git a/25/01.txt b/25/01.txt new file mode 100644 index 0000000..49b8e2f --- /dev/null +++ b/25/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +Am'zao fotôna zao, F \ No newline at end of file diff --git a/25/title.txt b/25/title.txt new file mode 100644 index 0000000..38e7ba3 --- /dev/null +++ b/25/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 25 \ No newline at end of file