Mon Jun 08 2020 16:02:28 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)
This commit is contained in:
parent
fe37a85235
commit
4c8812e585
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 19 \v 20 \v 21 Ary reo ze naparitaka noho ny fanenjehana ze netomboka tamin'ny fafatesan'i Stefana de niely lavitra taigny Foinika, Kyprosy, ary Antioka, fa zareo de nilaza ny hafatra momba an'i Jesosy tam'reo Jiosy rerika fôgna. Fa ny sasagny tamin-jareo, reo leila avy aigny Kyprosy sy Kyrena, de nande taigny Antioka ary nikoragna tam'reo Grika iany kô, nilaza tamin-jareo ny filazan-tsara momba ny Tompo Jesosy. Ny tagnan'ny Tompo de niaraka tamin-jareo; betsaka no nino ary nitodika tamin'ny Tompo.
|
||||
\v 19 Ary reo ze naparitaka noho ny fanenjehana ze netomboka tamin'ny fafatesan'i Stefana de niely lavitra taigny Foinika, Kyprosy, ary Antioka, fa zareo de nilaza ny hafatra momba an'i Jesosy tam'reo Jiosy rerika fôgna. \v 20 Fa ny sasagny tamin-jareo, reo leila avy aigny Kyprosy sy Kyrena, de nande taigny Antioka ary nikoragna tam'reo Grika iany kô, nilaza tamin-jareo ny filazan-tsara momba ny Tompo Jesosy. \v 21 Ny tagnan'ny Tompo de niaraka tamin-jareo; betsaka no nino ary nitodika tamin'ny Tompo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 22 \v 23 \v 24 Reo vaovao momba an-jareo de tonga taigny an-tsofign'ny fiangonana takao Jerosalema, ary zareo nagniraka an'i Barnabasy hatraigny Antioka. rafa tonga izy ka nahita ny fagnomezan'Andriamanitra, de ravoravo izy; ary izy nampahery azy daôly mbô hitôtra miaraka amin'ny Tompo amin'ny fon-jareo daôly. Satria izy de leila tsara sady feno ny Fanahy Masina sy finoana, ary ôla betsaka no nagnampy ho an'ny Tompo.
|
||||
\v 22 Reo vaovao momba an-jareo de tonga taigny an-tsofign'ny fiangonana takao Jerosalema, ary zareo nagniraka an'i Barnabasy hatraigny Antioka. \v 23 Rafa tonga izy ka nahita ny fagnomezan'Andriamanitra, de ravoravo izy; ary izy nampahery azy daôly mbô hitôtra miaraka amin'ny Tompo amin'ny fon-jareo daôly. \v 24 Satria izy de leila tsara sady feno ny Fanahy Masina sy finoana, ary ôla betsaka no nagnampy ho an'ny Tompo.
|
|
@ -207,6 +207,8 @@
|
|||
"11-11",
|
||||
"11-15",
|
||||
"11-17",
|
||||
"11-19",
|
||||
"11-22",
|
||||
"12-01",
|
||||
"12-03",
|
||||
"12-05",
|
||||
|
|
Loading…
Reference in New Issue