diff --git a/11/19.txt b/11/19.txt index 5217397..6916c59 100644 --- a/11/19.txt +++ b/11/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Ary reo ze naparitaka noho ny fanenjehana ze netomboka tamin'ny fafatesan'i Stefana de niely lavitra taigny Foinika, Kyprosy, ary Antioka, fa zareo de nilaza ny hafatra momba an'i Jesosy tam'reo Jiosy rerika fôgna. Fa ny sasagny tamin-jareo, reo leila avy aigny Kyprosy sy Kyrena, de nande taigny Antioka ary nikoragna tam'reo Grika iany kô, nilaza tamin-jareo ny filazan-tsara momba ny Tompo Jesosy. Ny tagnan'ny Tompo de niaraka tamin-jareo; betsaka no nino ary nitodika tamin'ny Tompo. \ No newline at end of file +\v 19 Ary reo ze naparitaka noho ny fanenjehana ze netomboka tamin'ny fafatesan'i Stefana de niely lavitra taigny Foinika, Kyprosy, ary Antioka, fa zareo de nilaza ny hafatra momba an'i Jesosy tam'reo Jiosy rerika fôgna. \v 20 Fa ny sasagny tamin-jareo, reo leila avy aigny Kyprosy sy Kyrena, de nande taigny Antioka ary nikoragna tam'reo Grika iany kô, nilaza tamin-jareo ny filazan-tsara momba ny Tompo Jesosy. \v 21 Ny tagnan'ny Tompo de niaraka tamin-jareo; betsaka no nino ary nitodika tamin'ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/11/22.txt b/11/22.txt index e2f4a1e..5966cc6 100644 --- a/11/22.txt +++ b/11/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 Reo vaovao momba an-jareo de tonga taigny an-tsofign'ny fiangonana takao Jerosalema, ary zareo nagniraka an'i Barnabasy hatraigny Antioka. rafa tonga izy ka nahita ny fagnomezan'Andriamanitra, de ravoravo izy; ary izy nampahery azy daôly mbô hitôtra miaraka amin'ny Tompo amin'ny fon-jareo daôly. Satria izy de leila tsara sady feno ny Fanahy Masina sy finoana, ary ôla betsaka no nagnampy ho an'ny Tompo. \ No newline at end of file +\v 22 Reo vaovao momba an-jareo de tonga taigny an-tsofign'ny fiangonana takao Jerosalema, ary zareo nagniraka an'i Barnabasy hatraigny Antioka. \v 23 Rafa tonga izy ka nahita ny fagnomezan'Andriamanitra, de ravoravo izy; ary izy nampahery azy daôly mbô hitôtra miaraka amin'ny Tompo amin'ny fon-jareo daôly. \v 24 Satria izy de leila tsara sady feno ny Fanahy Masina sy finoana, ary ôla betsaka no nagnampy ho an'ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 37cbfd9..9d38ac4 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -207,6 +207,8 @@ "11-11", "11-15", "11-17", + "11-19", + "11-22", "12-01", "12-03", "12-05",