Mon Jun 08 2020 16:56:32 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:56:32 +03:00
parent 361e2ff124
commit 24a94e062e
4 changed files with 8 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 \v 29 Mino ny mpaminagny ma anao, ry Agripa mpanjaka? Fantatro fa mino anao." Agripa nitare tamin'i Paoly hoe: "Akao agnatin'ny fotôna foika ma no handresenao latra anà sy hagnanôvanao anà ho kristiana?" Ozy Paoly hoe: "Mivavaka amin'Andriamanitra za, mbô na ho akao agnatin'ny fotôna foika na fotôna lava, tsy anao fôgnany, fa reo daôly ze maregny anà gniany kô, de hitovy aminà, fa tsy miaraka am'reny rojo reny."
\v 27 Mino ny mpaminagny ma anao, ry Agripa mpanjaka? Fantatro fa mino anao." \v 28 Agripa nitare tamin'i Paoly hoe: "Akao agnatin'ny fotôna foika ma no handresenao latra anà sy hagnanôvanao anà ho kristiana?" \v 29 Ozy Paoly hoe: "Mivavaka amin'Andriamanitra za, mbô na ho akao agnatin'ny fotôna foika na fotôna lava, tsy anao fôgnany, fa reo daôly ze maregny anà gniany kô, de hitovy aminà, fa tsy miaraka am'reny rojo reny."

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 \v 31 \v 32 Avekeo nitsangana ny mpanjaka, sy ny governora, sy Berenika iany kô, ary reo ze nipetraka niaraka tamin-jareo; rafa nandao ny tragno fivoriana zareo, de nifampiresaka ary nitare hoe: "Ty leila ty tsy magnano ra mendrika ny fafatesana na famatorana." Ozy Agripa tamin'i Festosy hoe: "Ty leila ty de afaka nalefa raha tsy nantsovina taigny amin'i Kaisara izy."
\v 30 Avekeo nitsangana ny mpanjaka, sy ny governora, sy Berenika iany kô, ary reo ze nipetraka niaraka tamin-jareo; \v 31 rafa nandao ny tragno fivoriana zareo, de nifampiresaka ary nitare hoe: "Ty leila ty tsy magnano ra mendrika ny fafatesana na famatorana." \v 32 Ozy Agripa tamin'i Festosy hoe: "Ty leila ty de afaka nalefa raha tsy nantsovina taigny amin'i Kaisara izy."

View File

@ -1 +1 @@
toko faha 28
Toko faha 28

View File

@ -433,6 +433,10 @@
"26-15",
"26-19",
"26-22",
"26-24",
"26-27",
"26-30",
"27-title",
"27-01",
"27-03",
"27-07",
@ -449,6 +453,7 @@
"27-36",
"27-39",
"27-42",
"28-title",
"28-01",
"28-03",
"28-05",