plt-x-sihanaka_act_text_reg/26/27.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 27 Mino ny mpaminagny ma anao, ry Agripa mpanjaka? Fantatro fa mino anao." \v 28 Agripa nitare tamin'i Paoly hoe: "Akao agnatin'ny fotôna foika ma no handresenao latra anà sy hagnanôvanao anà ho kristiana?" \v 29 Ozy Paoly hoe: "Mivavaka amin'Andriamanitra za, mbô na ho akao agnatin'ny fotôna foika na fotôna lava, tsy anao fôgnany, fa reo daôly ze maregny anà gniany kô, de hitovy aminà, fa tsy miaraka am'reny rojo reny."