Mon Jun 08 2020 16:24:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:24:30 +03:00
parent 8d37f5d840
commit 12150d9eaa
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 \v 26 Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze ninoan-jareo. De nandalo tamin'i Pisidia zareo ka tonga tao Panfilia. Rafa nagnambara ny teny takao Perga zareo, de nande nidigna taigny Atalia. Avy taigny zareo no niantsambo nidigna ho aigny Antiokia, ze nahazoa-jareo ny fahasoavan'Andriamanitra ho an'ny asa ze vitan-jareo am'zao.
\v 23 Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze ninoan-jareo. \v 24 De nandalo tamin'i Pisidia zareo ka tonga tao Panfilia. \v 25 Rafa nagnambara ny teny takao Perga zareo, de nande nidigna taigny Atalia. \v 26 Avy taigny zareo no niantsambo nidigna ho aigny Antiokia, ze nahazoa-jareo ny fahasoavan'Andriamanitra ho an'ny asa ze vitan-jareo am'zao.

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tonga takao Antiokia zareo ary nanangona miaraka ny fiangonana, de nitatitra ny ra daôly ze vitan'Andriamanitra tamin-jareo, sy hoe nanakôry no namohany varavaragn'ny finoana ho an'reo Jentilisa. De nijanona fotôna ela niaraka tam'reo mpianatra zareo.
\v 27 Rafa tonga takao Antiokia zareo ary nanangona miaraka ny fiangonana, de nitatitra ny ra daôly ze vitan'Andriamanitra tamin-jareo, sy hoe nanakôry no namohany varavaragn'ny finoana ho an'reo Jentilisa. \v 28 De nijanona fotôna ela niaraka tam'reo mpianatra zareo.

View File

@ -258,14 +258,15 @@
"14-17",
"14-19",
"14-21",
"14-23",
"14-27",
"15-title",
"15-01",
"15-03",
"15-05",
"15-07",
"15-10",
"15-12",
"15-13",
"15-15",
"15-19",
"15-22",