diff --git a/14/23.txt b/14/23.txt index fe86792..d06526f 100644 --- a/14/23.txt +++ b/14/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 \v 26 Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze ninoan-jareo. De nandalo tamin'i Pisidia zareo ka tonga tao Panfilia. Rafa nagnambara ny teny takao Perga zareo, de nande nidigna taigny Atalia. Avy taigny zareo no niantsambo nidigna ho aigny Antiokia, ze nahazoa-jareo ny fahasoavan'Andriamanitra ho an'ny asa ze vitan-jareo am'zao. \ No newline at end of file +\v 23 Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze ninoan-jareo. \v 24 De nandalo tamin'i Pisidia zareo ka tonga tao Panfilia. \v 25 Rafa nagnambara ny teny takao Perga zareo, de nande nidigna taigny Atalia. \v 26 Avy taigny zareo no niantsambo nidigna ho aigny Antiokia, ze nahazoa-jareo ny fahasoavan'Andriamanitra ho an'ny asa ze vitan-jareo am'zao. \ No newline at end of file diff --git a/14/27.txt b/14/27.txt index 39d3611..2b1a451 100644 --- a/14/27.txt +++ b/14/27.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa tonga takao Antiokia zareo ary nanangona miaraka ny fiangonana, de nitatitra ny ra daôly ze vitan'Andriamanitra tamin-jareo, sy hoe nanakôry no namohany varavaragn'ny finoana ho an'reo Jentilisa. De nijanona fotôna ela niaraka tam'reo mpianatra zareo. \ No newline at end of file +\v 27 Rafa tonga takao Antiokia zareo ary nanangona miaraka ny fiangonana, de nitatitra ny ra daôly ze vitan'Andriamanitra tamin-jareo, sy hoe nanakôry no namohany varavaragn'ny finoana ho an'reo Jentilisa. \v 28 De nijanona fotôna ela niaraka tam'reo mpianatra zareo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d9d0a7f..563ba3c 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -258,14 +258,15 @@ "14-17", "14-19", "14-21", + "14-23", "14-27", + "15-title", "15-01", "15-03", "15-05", "15-07", "15-10", "15-12", - "15-13", "15-15", "15-19", "15-22",