plt-x-sihanaka_act_text_reg/14/23.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 23 Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze ninoan-jareo. \v 24 De nandalo tamin'i Pisidia zareo ka tonga tao Panfilia. \v 25 Rafa nagnambara ny teny takao Perga zareo, de nande nidigna taigny Atalia. \v 26 Avy taigny zareo no niantsambo nidigna ho aigny Antiokia, ze nahazoa-jareo ny fahasoavan'Andriamanitra ho an'ny asa ze vitan-jareo am'zao.