auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 15:36:05 +08:00 committed by root
parent 2a96dcd7f7
commit 06a0fd3b0c
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 40 \v 42 Niaraka tamin'ny teny betsaka hafa no nijoroany ho vavolombelona sy nandrisiny an'azy reo; nilaza izy hoe: "Vonjeo ny tegnanao am'ty taranaka ratsy fagna ty." \v 41 Ary izy reo nandray ny teniny ka natao batisa, ary tokony fagnan'ôla teo am'telo arivo takeo no nampena tamin'io andro io. Nanohy sy niharitra ny asa fitoriana sy ny fampenaran'ny apostoly zareo, teo amin'ny fanampahany ny mogo sy ny fivavahana.
\v 40 Niaraka tamin'ny teny betsaka hafa no nijoroany ho vavolombelona sy nandrisiny an'azy reo; nilaza izy hoe: "Vonjeo ny tegnanao am'ty taranaka ratsy fagna ty." \v 41 Ary izy reo nandray ny teniny ka natao batisa, ary tokony fagnan'ôla teo am'telo arivo takeo no nampena tamin'io andro io. \v 42 Nanohy sy niharitra ny asa fitoriana sy ny fampenaran'ny apostoly zareo, teo amin'ny fanampahany ny mogo sy ny fivavahana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 43 \v 44 \v 45 Tonga teo amin'ny fagnan'ny tsiraikaraika ny tatra, ary fagagana sy famantarana betsaka no vita tamin'ny alalan'ny apostoly. Reo daôly nino de niangona ary nagnana ra nitovy, ary zareo de nivarotra taniny sy fanagnany ka nizara izany tam'izy daôly, arak'ze nilainy avy.
\v 43 Tonga teo amin'ny fagnan'ny tsiraikaraika ny tatra, ary fagagana sy famantarana betsaka no vita tamin'ny alalan'ny apostoly. \v 44 Reo daôly nino de niangona ary nagnana ra nitovy,\v 45 ary zareo de nivarotra taniny sy fanagnany ka nizara izany tam'izy daôly, arak'ze nilainy avy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 46 \v 47 Ary isan'andro isan'andro de nitohy nanompo tam'fomba fijery mitovy takao an-tempoly zareo, sy nanapaka ny mofo takao an-trano, ary nizara sakafo tamim-pifaliana sy fo feno fagnetren-tegna; Nidera an'Andriamanitra ary nahazo fankasitrahana tam'ôla daôly. Isan'andro ny Tompo de nanampy ny isan'reo ze vôvonjy.
\v 46 Ary isan'andro isan'andro de nitohy nanompo tam'fomba fijery mitovy takao an-tempoly zareo, sy nanapaka ny mofo takao an-trano, ary nizara sakafo tamim-pifaliana sy fo feno fagnetren-tegna; \v 47 Nidera an'Andriamanitra ary nahazo fankasitrahana tam'ôla daôly. Isan'andro ny Tompo de nanampy ny isan'reo ze vôvonjy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra ny tempoly de nangataka fagnomezana ara-bola tamin-jareo izy.
\v 1 Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. \v 2 Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. \v 3 Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra ny tempoly de nangataka fagnomezana ara-bola tamin-jareo izy.

View File

@ -1 +1 @@
Nibanjina ny masony niaraka tam'i Jaona i Petera de nitare hoe: "Tazagno izahay." Nefa, Petera nitare hoe: "Volafotsy sy volamena no tsy anagnako, fa ze anagnako no hameko an'nao. Amin'ny agnaran'i Jesosy kristy avy aigny Nazareta, mandeana."
\v 4 \v 5 \v 6 Nibanjina ny masony niaraka tam'i Jaona i Petera de nitare hoe: "Tazagno izahay." Le leila malemy nijery an'azy reo, Nefa, Petera nitare hoe: "Volafotsy sy volamena no tsy anagnako, fa ze anagnako no hameko an'nao. Amin'ny agnaran'i Jesosy kristy avy aigny Nazareta, mandeana."

View File

@ -1 +1 @@
Nandray an'azy tamin'ny tagnana ankavanana i Petera ka nanangana an'azy, ary avy hatraigny de lasa natanjaka ny tongotry le leila sy ny kitrokeliny. Nitsabikina le leila nalemy de nitsangana ka nanomboka nande; ary niara-niditra tamin'i Petera sy Jaona takao an-tempoly izy, nande nitsambikina ary nidera an'Andriamanitra.
\v 7 \v 8 Nandray an'azy tamin'ny tagnana ankavanana i Petera ka nanangana an'azy, ary avy hatraigny de lasa natanjaka ny tongotry le leila sy ny kitrokeliny. Nitsabikina le leila nalemy de nitsangana ka nanomboka nande; ary niara-niditra tamin'i Petera sy Jaona takao an-tempoly izy, nande nitsambikina ary nidera an'Andriamanitra.