diff --git a/02/40.txt b/02/40.txt index 0bab156..5af0947 100644 --- a/02/40.txt +++ b/02/40.txt @@ -1 +1 @@ -\v 40 \v 42 Niaraka tamin'ny teny betsaka hafa no nijoroany ho vavolombelona sy nandrisiny an'azy reo; nilaza izy hoe: "Vonjeo ny tegnanao am'ty taranaka ratsy fagna ty." \v 41 Ary izy reo nandray ny teniny ka natao batisa, ary tokony fagnan'ôla teo am'telo arivo takeo no nampena tamin'io andro io. Nanohy sy niharitra ny asa fitoriana sy ny fampenaran'ny apostoly zareo, teo amin'ny fanampahany ny mogo sy ny fivavahana. \ No newline at end of file +\v 40 Niaraka tamin'ny teny betsaka hafa no nijoroany ho vavolombelona sy nandrisiny an'azy reo; nilaza izy hoe: "Vonjeo ny tegnanao am'ty taranaka ratsy fagna ty." \v 41 Ary izy reo nandray ny teniny ka natao batisa, ary tokony fagnan'ôla teo am'telo arivo takeo no nampena tamin'io andro io. \v 42 Nanohy sy niharitra ny asa fitoriana sy ny fampenaran'ny apostoly zareo, teo amin'ny fanampahany ny mogo sy ny fivavahana. \ No newline at end of file diff --git a/02/43.txt b/02/43.txt index c7d83e1..efd7340 100644 --- a/02/43.txt +++ b/02/43.txt @@ -1 +1 @@ -\v 43 \v 44 \v 45 Tonga teo amin'ny fagnan'ny tsiraikaraika ny tatra, ary fagagana sy famantarana betsaka no vita tamin'ny alalan'ny apostoly. Reo daôly nino de niangona ary nagnana ra nitovy, ary zareo de nivarotra taniny sy fanagnany ka nizara izany tam'izy daôly, arak'ze nilainy avy. \ No newline at end of file +\v 43 Tonga teo amin'ny fagnan'ny tsiraikaraika ny tatra, ary fagagana sy famantarana betsaka no vita tamin'ny alalan'ny apostoly. \v 44 Reo daôly nino de niangona ary nagnana ra nitovy,\v 45 ary zareo de nivarotra taniny sy fanagnany ka nizara izany tam'izy daôly, arak'ze nilainy avy. \ No newline at end of file diff --git a/02/46.txt b/02/46.txt index e1bd224..4891bf7 100644 --- a/02/46.txt +++ b/02/46.txt @@ -1 +1 @@ -\v 46 \v 47 Ary isan'andro isan'andro de nitohy nanompo tam'fomba fijery mitovy takao an-tempoly zareo, sy nanapaka ny mofo takao an-trano, ary nizara sakafo tamim-pifaliana sy fo feno fagnetren-tegna; Nidera an'Andriamanitra ary nahazo fankasitrahana tam'ôla daôly. Isan'andro ny Tompo de nanampy ny isan'reo ze vôvonjy. \ No newline at end of file +\v 46 Ary isan'andro isan'andro de nitohy nanompo tam'fomba fijery mitovy takao an-tempoly zareo, sy nanapaka ny mofo takao an-trano, ary nizara sakafo tamim-pifaliana sy fo feno fagnetren-tegna; \v 47 Nidera an'Andriamanitra ary nahazo fankasitrahana tam'ôla daôly. Isan'andro ny Tompo de nanampy ny isan'reo ze vôvonjy. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 8beedce..9f3c59c 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra ny tempoly de nangataka fagnomezana ara-bola tamin-jareo izy. \ No newline at end of file +\v 1 Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. \v 2 Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. \v 3 Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra ny tempoly de nangataka fagnomezana ara-bola tamin-jareo izy. \ No newline at end of file diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt index c4c97f5..6e2a1fb 100644 --- a/03/04.txt +++ b/03/04.txt @@ -1 +1 @@ -Nibanjina ny masony niaraka tam'i Jaona i Petera de nitare hoe: "Tazagno izahay." Nefa, Petera nitare hoe: "Volafotsy sy volamena no tsy anagnako, fa ze anagnako no hameko an'nao. Amin'ny agnaran'i Jesosy kristy avy aigny Nazareta, mandeana." \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 Nibanjina ny masony niaraka tam'i Jaona i Petera de nitare hoe: "Tazagno izahay." Le leila malemy nijery an'azy reo, Nefa, Petera nitare hoe: "Volafotsy sy volamena no tsy anagnako, fa ze anagnako no hameko an'nao. Amin'ny agnaran'i Jesosy kristy avy aigny Nazareta, mandeana." \ No newline at end of file diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index 1eea470..8ab9a9f 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -Nandray an'azy tamin'ny tagnana ankavanana i Petera ka nanangana an'azy, ary avy hatraigny de lasa natanjaka ny tongotry le leila sy ny kitrokeliny. Nitsabikina le leila nalemy de nitsangana ka nanomboka nande; ary niara-niditra tamin'i Petera sy Jaona takao an-tempoly izy, nande nitsambikina ary nidera an'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 Nandray an'azy tamin'ny tagnana ankavanana i Petera ka nanangana an'azy, ary avy hatraigny de lasa natanjaka ny tongotry le leila sy ny kitrokeliny. Nitsabikina le leila nalemy de nitsangana ka nanomboka nande; ary niara-niditra tamin'i Petera sy Jaona takao an-tempoly izy, nande nitsambikina ary nidera an'Andriamanitra. \ No newline at end of file