plt-x-sihanaka_act_text_reg/03/07.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 7 \v 8 Nandray an'azy tamin'ny tagnana ankavanana i Petera ka nanangana an'azy, ary avy hatraigny de lasa natanjaka ny tongotry le leila sy ny kitrokeliny. Nitsabikina le leila nalemy de nitsangana ka nanomboka nande; ary niara-niditra tamin'i Petera sy Jaona takao an-tempoly izy, nande nitsambikina ary nidera an'Andriamanitra.