Mon Jun 08 2020 16:40:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:40:31 +03:00
parent acbc65a21b
commit 00c42fd3cc
6 changed files with 9 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Rafa niala takeo amin-jareo zahay de niantsambo, ary nizotra lala-mahitsy nankaigny amin'ny tanànan'i Kosy, nankaigny amin'ny tanànan'i Roda ny andro magnaraka, ary avy takao de nankaigny amin'ny tanànan'i Patara. Rafa natazagna sambo nempita nankaigny Foinika zahay, de niditra takao zahay ka niantsambo.
\c 21 \v 1 Rafa niala takeo amin-jareo zahay de niantsambo, ary nizotra lala-mahitsy nankaigny amin'ny tanànan'i Kosy, nankaigny amin'ny tanànan'i Roda ny andro magnaraka, ary avy takao de nankaigny amin'ny tanànan'i Patara. \v 2 Rafa natazagna sambo nempita nankaigny Foinika zahay, de niditra takao zahay ka niantsambo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Rafa avy nahita an'i kyprosy, de namela zany taigny ampitan'ny sambo, niantsambo ho aigny Syrua zahay ary niantsogna takao Tyro, tôrana ze namoan'reo tantsambo ny entana takao agnaty sambo. Raha vô natazagna an'reo mpianatra zahay, de nijagnona taigny nandritra ny fito andro. Tamin'ny alalanny Fanahy de nandresy latra an'i Paoly hatraigny zareo mbô tsy hande ho aigny Jeroalema.
\v 3 Rafa avy nahita an'i kyprosy, de namela zany taigny ampitan'ny sambo, niantsambo ho aigny Syrua zahay ary niantsogna takao Tyro, tôrana ze namoan'reo tantsambo ny entana takao agnaty sambo. \v 4 Raha vô natazagna an'reo mpianatra zahay, de nijagnona taigny nandritra ny fito andro. Tamin'ny alalanny Fanahy de nandresy latra an'i Paoly hatraigny zareo mbô tsy hande ho aigny Jeroalema.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Rafa tapitra ny andronay taigny, de niala takao zahay ka nande tamin'ny làlanay, ary izy daôly, niaraka tam'reo vady aman-jagnany, nagnaraka nivôka takao amin'ny tanàna. Ary nandohalika taigny amoron-dragnomasina de nivavaka ary nifagnano veloma. De niditra takao an-tsambo zahay, ary zareo niverigna taigny an-tragnony.
\v 5 Rafa tapitra ny andronay taigny, de niala takao zahay ka nande tamin'ny làlanay, ary izy daôly, niaraka tam'reo vady aman-jagnany, nagnaraka nivôka takao amin'ny tanàna. Ary nandohalika taigny amoron-dragnomasina de nivavaka \v 6 ary nifagnano veloma. De niditra takao an-tsambo zahay, ary zareo niverigna taigny an-tragnony.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 Rafa vitanay ny de taigny Tyro, de tonga taigny Ptolemaisy zahay. Taigny de naifanena tam'reo ralà ary nijagnona ray andro niaraka tamin-jareo. Ny amaraigna de niala takao zahay ary nande taigny Sezarea. Niditra ny tragnon'i Filipo tsika, evanjelista, ze raika tam'reo fito, ary nijagnona niaraka tamin'azy zahay. Am'zao fotôna zao io leila io de nanan-janaka vavy virijiny efatra ze naminagny.
\v 7 Rafa vitanay ny de taigny Tyro, de tonga taigny Ptolemaisy zahay. Taigny de naifanena tam'reo ralà ary nijagnona ray andro niaraka tamin-jareo. \v 8 Ny amaraigna de niala takao zahay ary nande taigny Sezarea. Niditra ny tragnon'i Filipo tsika, evanjelista, ze raika tam'reo fito, ary nijagnona niaraka tamin'azy zahay. \v 9 Am'zao fotôna zao io leila io de nanan-janaka vavy virijiny efatra ze naminagny.

1
21/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 21

View File

@ -356,6 +356,10 @@
"20-33",
"20-36",
"21-title",
"21-01",
"21-03",
"21-05",
"21-07",
"22-01",
"22-03",
"22-06",