Mon Jun 08 2020 16:38:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:38:31 +03:00
parent 7e4e345326
commit acbc65a21b
8 changed files with 16 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Tam'zany fotôna zany taigny Efesosy de nisy fagnelingelenana lehibe mikasika ny Làlana. Fa nisy mpanefy volafotsy raika antsovina hoe Demetrio, ze nagnano ny sary sikotra volafotsin'i Diana, nampiditra vola be ho an'reo mpagnano asa-tagnana. Ka nangoniny niaraka reo leila miandraikitra an'io asa io ary nitare hoe: "Tompoko, fantatrao fa am'ty raharaha ty de mahazo vola be zahay.
\v 23 Tam'zany fotôna zany taigny Efesosy de nisy fagnelingelenana lehibe mikasika ny Làlana. \v 24 Fa nisy mpanefy volafotsy raika antsovina hoe Demetrio, ze nagnano ny sary sikotra volafotsin'i Diana, nampiditra vola be ho an'reo mpagnano asa-tagnana. \v 25 Ka nangoniny niaraka reo leila miandraikitra an'io asa io ary nitare hoe: "Tompoko, fantatrao fa am'ty raharaha ty de mahazo vola be zahay.

View File

@ -1 +1 @@
Tazagnao sy regninao zany, tsy taigny Efesosy fôgna, fa saika magnerana an'i Asia ray manontolo, io Paoly io de nandresy lahatra sy nahataona ôla betsaka. Milaza izy fa tsisy andriamanitra vota amin'ny tagnana. Fa ny loza de tsy hoe ny varotsika fôgna no tsy ho ilaina tsony, fa ny tempolin'ny andriamanim-bavy lehibe Diana iany kô de azo heverina ho tsisy dikany. De mety ho very voninahitra izy avekeo, izy ze tompon'ny Asia daôly sy zao tontolo zao."
\v 26 Tazagnao sy regninao zany, tsy taigny Efesosy fôgna, fa saika magnerana an'i Asia ray manontolo, io Paoly io de nandresy lahatra sy nahataona ôla betsaka. Milaza izy fa tsisy andriamanitra vota amin'ny tagnana. \v 27 Fa ny loza de tsy hoe ny varotsika fôgna no tsy ho ilaina tsony, fa ny tempolin'ny andriamanim-bavy lehibe Diana iany kô de azo heverina ho tsisy dikany. De mety ho very voninahitra izy avekeo, izy ze tompon'ny Asia daôly sy zao tontolo zao."

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 \v 29 Rafa naregny an'zany zareo, de feno fasosena zareo ka nikikika mafy, nagnano hoe: "Lehibe i Diana an'i Efesiosy." Feno fifanjevona tanàna ray manontolo, ary niara-nifagnaretsaka ho akao amin'ny tragno fagnanôvana fampisehoana an-tsehatra ny vahôka. Vôsambotr'zareo reo mpiara-dia tamin'i Paoly, Gaio sy Aristarko, ze avy aigny Makedonia.
\v 28 Rafa naregny an'zany zareo, de feno fasosena zareo ka nikikika mafy, nagnano hoe: "Lehibe i Diana an'i Efesiosy." \v 29 Feno fifanjevona tanàna ray manontolo, ary niara-nifagnaretsaka ho akao amin'ny tragno fagnanôvana fampisehoana an-tsehatra ny vahôka. Vôsambotr'zareo reo mpiara-dia tamin'i Paoly, Gaio sy Aristarko, ze avy aigny Makedonia.

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 \v 31 \v 32 Te hiditra takao am'reo vahôka maro i Paoly, fa nosakanan'reo mpianatra izy. Ary iany kô, ny sasagny tam'reo manam-paefana takao amin'ny faritr'i Asia ze namany de nandefa hafatra nangataka an'azy mafy tsy hiditra akao amin'ny tragno fagnanôvana fampisehoana an-tsehatra. Ôla sasantsasagny no nikikika ra raika, ary ny an'ny sasagny hafa, satria takao agnaty fifanjevoana ny vahôka. Ny ankabeazan-jareo aza tsy mahafantatra akory hoe nagnino zareo no niara-tonga.
\v 30 Te hiditra takao am'reo vahôka maro i Paoly, fa nosakanan'reo mpianatra izy. \v 31 Ary iany kô, ny sasagny tam'reo manam-paefana takao amin'ny faritr'i Asia ze namany de nandefa hafatra nangataka an'azy mafy tsy hiditra akao amin'ny tragno fagnanôvana fampisehoana an-tsehatra. \v 32 Ôla sasantsasagny no nikikika ra raika, ary ny an'ny sasagny hafa, satria takao agnaty fifanjevoana ny vahôka. Ny ankabeazan-jareo aza tsy mahafantatra akory hoe nagnino zareo no niara-tonga.

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 \v 34 Ny sasagny tam'reo vahôka no nampafantatra an'i Aleksandra, ze natosik'reo vahôka ho aigny alô, ka nagnano fihetsika tamin'ny tagnany i Aleksandra, te hagnome fagnazavana ho an'reo ze nivory. Fa rafa nafantatra zareo fa Jiosy izy, de nikikika mafy tamin'ny feo raika izy daôly teo ho eo amin'ny adin'ny roa, nagnano hoe: "Lehibe ny Artemisin'ny Efesiana."
\v 33 Ny sasagny tam'reo vahôka no nampafantatra an'i Aleksandra, ze natosik'reo vahôka ho aigny alô, ka nagnano fihetsika tamin'ny tagnany i Aleksandra, te hagnome fagnazavana ho an'reo ze nivory. \v 34 Fa rafa nafantatra zareo fa Jiosy izy, de nikikika mafy tamin'ny feo raika izy daôly teo ho eo amin'ny adin'ny roa, nagnano hoe: "Lehibe ny Artemisin'ny Efesiana."

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 \v 36 \v 37 Rafa nampangina ny vahôka ny leben'ny tanàna, de niteny izy hoe: "Anao ôlon'ny Efesiosy, ôla iza no takeo ka tsy nafantatra fa ny tanànan'ny Efesiana de mpiambina ny tempolin'i Diana lehibe sy ny sar ze nilatsaka avy aigny an-dagnitra? Ary hita avekeo fa tsy azo lavina reo ra reo, de tokony hangina anareo ka tsy hagnano na ino na ino tsy am-peverana. Fa nentinareo aty amin'ny fitsarana reo leila reo ze sady tsy mpandroba tempoly no tsy mpiteny ratsy ny andriamanim-bavintsikana.
\v 35 Rafa nampangina ny vahôka ny leben'ny tanàna, de niteny izy hoe: "Anao ôlon'ny Efesiosy, ôla iza no takeo ka tsy nafantatra fa ny tanànan'ny Efesiana de mpiambina ny tempolin'i Diana lehibe sy ny sar ze nilatsaka avy aigny an-dagnitra? \v 36 Ary hita avekeo fa tsy azo lavina reo ra reo, de tokony hangina anareo ka tsy hagnano na ino na ino tsy am-peverana. \v 37 Fa nentinareo aty amin'ny fitsarana reo leila reo ze sady tsy mpandroba tempoly no tsy mpiteny ratsy ny andriamanim-bavintsikana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 \v 39 \v 40 \v 41 Noho zany, raha managna fiampangana manohitra ny tsiraikaraika i Demetrio sy reo mpagnano asa tagnana ze miaraka amin'azy, de misokatra reo fitsarana ary misy solontegna akao. Avekao zareo hifampiampanga. Fa raha mitady ra momba ny olana hafa anareo, de tokony hatsangana amin'ny fivoriana ara-dalàna zany. Fa ndrindra tsika de tandindomin-doza ho vômpanga mikasika an'io andron'ny tabataba io. Tsisy varany zany fikorontanana zany, ary tsy ho afaka hagnazava zany tsikana." Rafa nikoragna an'zany izy, de noravainy ny fivoriana.
\v 38 Noho zany, raha managna fiampangana manohitra ny tsiraikaraika i Demetrio sy reo mpagnano asa tagnana ze miaraka amin'azy, de misokatra reo fitsarana ary misy solontegna akao. Avekao zareo hifampiampanga. \v 39 Fa raha mitady ra momba ny olana hafa anareo, de tokony hatsangana amin'ny fivoriana ara-dalàna zany. \v 40 Fa ndrindra tsika de tandindomin-doza ho vômpanga mikasika an'io andron'ny tabataba io. Tsisy varany zany fikorontanana zany, ary tsy ho afaka hagnazava zany tsikana." \v 41 Rafa nikoragna an'zany izy, de noravainy ny fivoriana.

View File

@ -332,6 +332,15 @@
"19-13",
"19-15",
"19-18",
"19-21",
"19-23",
"19-26",
"19-28",
"19-30",
"19-33",
"19-35",
"19-38",
"20-title",
"20-01",
"20-04",
"20-07",