From 00c42fd3cc37a2df06fe0ddeda08c592edfded61 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 8 Jun 2020 16:40:31 +0300 Subject: [PATCH] Mon Jun 08 2020 16:40:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 21/01.txt | 2 +- 21/03.txt | 2 +- 21/05.txt | 2 +- 21/07.txt | 2 +- 21/title.txt | 1 + manifest.json | 4 ++++ 6 files changed, 9 insertions(+), 4 deletions(-) create mode 100644 21/title.txt diff --git a/21/01.txt b/21/01.txt index 9f34eae..412d5ff 100644 --- a/21/01.txt +++ b/21/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Rafa niala takeo amin-jareo zahay de niantsambo, ary nizotra lala-mahitsy nankaigny amin'ny tanànan'i Kosy, nankaigny amin'ny tanànan'i Roda ny andro magnaraka, ary avy takao de nankaigny amin'ny tanànan'i Patara. Rafa natazagna sambo nempita nankaigny Foinika zahay, de niditra takao zahay ka niantsambo. \ No newline at end of file +\c 21 \v 1 Rafa niala takeo amin-jareo zahay de niantsambo, ary nizotra lala-mahitsy nankaigny amin'ny tanànan'i Kosy, nankaigny amin'ny tanànan'i Roda ny andro magnaraka, ary avy takao de nankaigny amin'ny tanànan'i Patara. \v 2 Rafa natazagna sambo nempita nankaigny Foinika zahay, de niditra takao zahay ka niantsambo. \ No newline at end of file diff --git a/21/03.txt b/21/03.txt index 5fdef6f..ac84b25 100644 --- a/21/03.txt +++ b/21/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Rafa avy nahita an'i kyprosy, de namela zany taigny ampitan'ny sambo, niantsambo ho aigny Syrua zahay ary niantsogna takao Tyro, tôrana ze namoan'reo tantsambo ny entana takao agnaty sambo. Raha vô natazagna an'reo mpianatra zahay, de nijagnona taigny nandritra ny fito andro. Tamin'ny alalanny Fanahy de nandresy latra an'i Paoly hatraigny zareo mbô tsy hande ho aigny Jeroalema. \ No newline at end of file +\v 3 Rafa avy nahita an'i kyprosy, de namela zany taigny ampitan'ny sambo, niantsambo ho aigny Syrua zahay ary niantsogna takao Tyro, tôrana ze namoan'reo tantsambo ny entana takao agnaty sambo. \v 4 Raha vô natazagna an'reo mpianatra zahay, de nijagnona taigny nandritra ny fito andro. Tamin'ny alalanny Fanahy de nandresy latra an'i Paoly hatraigny zareo mbô tsy hande ho aigny Jeroalema. \ No newline at end of file diff --git a/21/05.txt b/21/05.txt index 860180a..5b856cc 100644 --- a/21/05.txt +++ b/21/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Rafa tapitra ny andronay taigny, de niala takao zahay ka nande tamin'ny làlanay, ary izy daôly, niaraka tam'reo vady aman-jagnany, nagnaraka nivôka takao amin'ny tanàna. Ary nandohalika taigny amoron-dragnomasina de nivavaka ary nifagnano veloma. De niditra takao an-tsambo zahay, ary zareo niverigna taigny an-tragnony. \ No newline at end of file +\v 5 Rafa tapitra ny andronay taigny, de niala takao zahay ka nande tamin'ny làlanay, ary izy daôly, niaraka tam'reo vady aman-jagnany, nagnaraka nivôka takao amin'ny tanàna. Ary nandohalika taigny amoron-dragnomasina de nivavaka \v 6 ary nifagnano veloma. De niditra takao an-tsambo zahay, ary zareo niverigna taigny an-tragnony. \ No newline at end of file diff --git a/21/07.txt b/21/07.txt index 2accd05..b6fa35c 100644 --- a/21/07.txt +++ b/21/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 Rafa vitanay ny de taigny Tyro, de tonga taigny Ptolemaisy zahay. Taigny de naifanena tam'reo ralà ary nijagnona ray andro niaraka tamin-jareo. Ny amaraigna de niala takao zahay ary nande taigny Sezarea. Niditra ny tragnon'i Filipo tsika, evanjelista, ze raika tam'reo fito, ary nijagnona niaraka tamin'azy zahay. Am'zao fotôna zao io leila io de nanan-janaka vavy virijiny efatra ze naminagny. \ No newline at end of file +\v 7 Rafa vitanay ny de taigny Tyro, de tonga taigny Ptolemaisy zahay. Taigny de naifanena tam'reo ralà ary nijagnona ray andro niaraka tamin-jareo. \v 8 Ny amaraigna de niala takao zahay ary nande taigny Sezarea. Niditra ny tragnon'i Filipo tsika, evanjelista, ze raika tam'reo fito, ary nijagnona niaraka tamin'azy zahay. \v 9 Am'zao fotôna zao io leila io de nanan-janaka vavy virijiny efatra ze naminagny. \ No newline at end of file diff --git a/21/title.txt b/21/title.txt new file mode 100644 index 0000000..0f1608f --- /dev/null +++ b/21/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 21 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 4a2206c..dff7649 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -356,6 +356,10 @@ "20-33", "20-36", "21-title", + "21-01", + "21-03", + "21-05", + "21-07", "22-01", "22-03", "22-06",