auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 15:41:32 +08:00 committed by root
parent 953cb4a313
commit d22d2661d5
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 14 \v 16 Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo agnatrehany, ampiadanana Ary iany ko, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, otrany ny nosoratan'i Paoly ralay malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze nomegna an'azy Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany
\v 14 Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo agnatrehany, ampiadanana\v 15 Ary iany ko, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, otrany ny nosoratan'i Paoly ralay malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze nomegna an'azy \v 16 Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Non'izany, ry malala, satria fantatrareo zany ra zany, de tandremo ny tegnanareo mba tsy ho voafandrika ny fitakin'ny ola ratsy fagna ka ho very ny famarignanareo Fa mitomboa amin'ny fasoavana sy ny falalagna ny Tompontsika sy jesosy Kristy Mpamonjy antsika Ho an'azy anie ny voninahitra amizao ka hatramizay Amena
\v 18 N\v 17 on'izany, ry malala, satria fantatrareo zany ra zany, de tandremo ny tegnanareo mba tsy ho voafandrika ny fitakin'ny ola ratsy fagna ka ho very ny famarignanareo Fa mitomboa amin'ny fasoavana sy ny falalagna ny Tompontsika sy jesosy Kristy Mpamonjy antsika Ho an'azy anie ny voninahitra amizao ka hatramizay Amena