From d22d2661d5584bbf4e93f1842576ac75eb199f67 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 6 Nov 2019 15:41:32 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 03/14.txt | 2 +- 03/17.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index 22280e4..b7b1799 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 14 \v 16 Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo agnatrehany, ampiadanana Ary iany ko, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, otrany ny nosoratan'i Paoly ralay malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze nomegna an'azy Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany \ No newline at end of file +\v 14 Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo agnatrehany, ampiadanana\v 15 Ary iany ko, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, otrany ny nosoratan'i Paoly ralay malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze nomegna an'azy \v 16 Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany \ No newline at end of file diff --git a/03/17.txt b/03/17.txt index 49754b3..0c1cb1f 100644 --- a/03/17.txt +++ b/03/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Non'izany, ry malala, satria fantatrareo zany ra zany, de tandremo ny tegnanareo mba tsy ho voafandrika ny fitakin'ny ola ratsy fagna ka ho very ny famarignanareo Fa mitomboa amin'ny fasoavana sy ny falalagna ny Tompontsika sy jesosy Kristy Mpamonjy antsika Ho an'azy anie ny voninahitra amizao ka hatramizay Amena \ No newline at end of file +\v 18 N\v 17 on'izany, ry malala, satria fantatrareo zany ra zany, de tandremo ny tegnanareo mba tsy ho voafandrika ny fitakin'ny ola ratsy fagna ka ho very ny famarignanareo Fa mitomboa amin'ny fasoavana sy ny falalagna ny Tompontsika sy jesosy Kristy Mpamonjy antsika Ho an'azy anie ny voninahitra amizao ka hatramizay Amena \ No newline at end of file