auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 15:39:15 +08:00 committed by root
parent 964e3b5d89
commit 953cb4a313
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Fantaro aloa zao, fa ny mpaniratsira de ho avy amin'ny andro farany Zareo de haneso ary handea araka ny filan'jareo magnokana Zareo de hiteny hoe: "Aiza ny fampagnantegnana ny amin'ny fiverenany Fa hatrizay nodian'ny razambe mandry, de tsy niova ny ra daoly, eny fa hatramin'ny fiantoboan'zao tontolo zao aza"
\v 3 Fantaro aloa zao, fa ny mpaniratsira de ho avy amin'ny andro farany Zareo de haneso ary handea araka ny filan'jareo magnokana\v 4 Zareo de hiteny hoe: "Aiza ny fampagnantegnana ny amin'ny fiverenany Fa hatrizay nodian'ny razambe mandry, de tsy niova ny ra daoly, eny fa hatramin'ny fiantoboan'zao tontolo zao aza"

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Zareo de minia magnadino fa ny lanitra sy ny tany de nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rao, fotoagna ela, nony didin'Andriamanitra, ary tamin'ny alalan'reo ra reo, nandravana ny tontolo tamin'zany fotoagna zany, tamin'ny tondra-drano Fa amizao fotona zano ny lanitra sy ny tany de natokagna ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io ianay Zareo de voatokana ho amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringanana ny olo ratsy fagna
\v 5 Zareo de minia magnadino fa ny lanitra sy ny tany de nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rao, fotoagna ela, \v 6 nony didin'Andriamanitra, ary tamin'ny alalan'reo ra reo, nandravana ny tontolo tamin'zany fotoagna zany, tamin'ny tondra-drano\v 7 Fa amizao fotona zano ny lanitra sy ny tany de natokagna ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io ianay Zareo de voatokana ho amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringanana ny olo ratsy fagna

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Aoka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de otrany arivo taogna, ary ny arivo taogna de otrany iray andro Ny Tompo de tsy ela amin'ny fanatanterana reo fampanantenany, araka ze lazanin'ny sasagny ho fahelany Fa kosa, Izy de maharitra aminareo Tsy teigny hisy ho very nareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebana ny rehetra
\v 8 Aoka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de otrany arivo taogna, ary ny arivo taogna de otrany iray andro \v 9 Ny Tompo de tsy ela amin'ny fanatanterana reo fampanantenany, araka ze lazanin'ny sasagny ho fahelany Fa kosa, Izy de maharitra aminareo Tsy teigny hisy ho very nareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebana ny rehetra

View File

@ -1 +1 @@
Koa raha ho levona otrany zany zao ra daoly zao, de tokony ho ola magnao aona nareo Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra nareo Tokony hanantegna ary hampalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanitra nareo Amin'zany andro zany, ny lanitra de ho levon'ny afo, ary ny ra daoly de hiempo amin'ny hafagnana be Fa araka ny fampanantegnany, de miandry ny lanitra vaovao sy tany vaoavao sika, ze hitoeran'ny famarignana
\v 11 Koa raha ho levona otrany zany zao ra daoly zao, de tokony ho ola magnao aona nareo Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra nareo\v 12 Tokony hanantegna ary hampalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanitra nareo Amin'zany andro zany, ny lanitra de ho levon'ny afo, ary ny ra daoly de hiempo amin'ny hafagnana be\v 13 Fa araka ny fampanantegnany, de miandry ny lanitra vaovao sy tany vaoavao sika, ze hitoeran'ny famarignana

View File

@ -1 +1 @@
Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo agnatrehany, ampiadanana Ary iany ko, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, otrany ny nosoratan'i Paoly ralay malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze nomegna an'azy Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany
\v 15 \v 14 \v 16 Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo agnatrehany, ampiadanana Ary iany ko, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, otrany ny nosoratan'i Paoly ralay malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze nomegna an'azy Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany

View File

@ -1 +1 @@
Non'izany, ry malala, satria fantatrareo zany ra zany, de tandremo ny tegnanareo mba tsy ho voafandrika ny fitakin'ny ola ratsy fagna ka ho very ny famarignanareo Fa mitomboa amin'ny fasoavana sy ny falalagna ny Tompontsika sy jesosy Kristy Mpamonjy antsika Ho an'azy anie ny voninahitra amizao ka hatramizay Amena
\v 17 \v 18 Non'izany, ry malala, satria fantatrareo zany ra zany, de tandremo ny tegnanareo mba tsy ho voafandrika ny fitakin'ny ola ratsy fagna ka ho very ny famarignanareo Fa mitomboa amin'ny fasoavana sy ny falalagna ny Tompontsika sy jesosy Kristy Mpamonjy antsika Ho an'azy anie ny voninahitra amizao ka hatramizay Amena