diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index 0bc8e57..d5abf78 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Fantaro aloa zao, fa ny mpaniratsira de ho avy amin'ny andro farany Zareo de haneso ary handea araka ny filan'jareo magnokana Zareo de hiteny hoe: "Aiza ny fampagnantegnana ny amin'ny fiverenany Fa hatrizay nodian'ny razambe mandry, de tsy niova ny ra daoly, eny fa hatramin'ny fiantoboan'zao tontolo zao aza" \ No newline at end of file +\v 3 Fantaro aloa zao, fa ny mpaniratsira de ho avy amin'ny andro farany Zareo de haneso ary handea araka ny filan'jareo magnokana\v 4 Zareo de hiteny hoe: "Aiza ny fampagnantegnana ny amin'ny fiverenany Fa hatrizay nodian'ny razambe mandry, de tsy niova ny ra daoly, eny fa hatramin'ny fiantoboan'zao tontolo zao aza" \ No newline at end of file diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt index f861281..cce848e 100644 --- a/03/05.txt +++ b/03/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Zareo de minia magnadino fa ny lanitra sy ny tany de nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rao, fotoagna ela, nony didin'Andriamanitra, ary tamin'ny alalan'reo ra reo, nandravana ny tontolo tamin'zany fotoagna zany, tamin'ny tondra-drano Fa amizao fotona zano ny lanitra sy ny tany de natokagna ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io ianay Zareo de voatokana ho amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringanana ny olo ratsy fagna \ No newline at end of file +\v 5 Zareo de minia magnadino fa ny lanitra sy ny tany de nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rao, fotoagna ela, \v 6 nony didin'Andriamanitra, ary tamin'ny alalan'reo ra reo, nandravana ny tontolo tamin'zany fotoagna zany, tamin'ny tondra-drano\v 7 Fa amizao fotona zano ny lanitra sy ny tany de natokagna ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io ianay Zareo de voatokana ho amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringanana ny olo ratsy fagna \ No newline at end of file diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt index 57cb618..b4f908f 100644 --- a/03/08.txt +++ b/03/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Aoka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de otrany arivo taogna, ary ny arivo taogna de otrany iray andro Ny Tompo de tsy ela amin'ny fanatanterana reo fampanantenany, araka ze lazanin'ny sasagny ho fahelany Fa kosa, Izy de maharitra aminareo Tsy teigny hisy ho very nareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebana ny rehetra \ No newline at end of file +\v 8 Aoka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de otrany arivo taogna, ary ny arivo taogna de otrany iray andro \v 9 Ny Tompo de tsy ela amin'ny fanatanterana reo fampanantenany, araka ze lazanin'ny sasagny ho fahelany Fa kosa, Izy de maharitra aminareo Tsy teigny hisy ho very nareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebana ny rehetra \ No newline at end of file diff --git a/03/11.txt b/03/11.txt index 44cfeb8..753756b 100644 --- a/03/11.txt +++ b/03/11.txt @@ -1 +1 @@ -Koa raha ho levona otrany zany zao ra daoly zao, de tokony ho ola magnao aona nareo Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra nareo Tokony hanantegna ary hampalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanitra nareo Amin'zany andro zany, ny lanitra de ho levon'ny afo, ary ny ra daoly de hiempo amin'ny hafagnana be Fa araka ny fampanantegnany, de miandry ny lanitra vaovao sy tany vaoavao sika, ze hitoeran'ny famarignana \ No newline at end of file +\v 11 Koa raha ho levona otrany zany zao ra daoly zao, de tokony ho ola magnao aona nareo Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra nareo\v 12 Tokony hanantegna ary hampalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanitra nareo Amin'zany andro zany, ny lanitra de ho levon'ny afo, ary ny ra daoly de hiempo amin'ny hafagnana be\v 13 Fa araka ny fampanantegnany, de miandry ny lanitra vaovao sy tany vaoavao sika, ze hitoeran'ny famarignana \ No newline at end of file diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index 20b342b..22280e4 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo agnatrehany, ampiadanana Ary iany ko, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, otrany ny nosoratan'i Paoly ralay malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze nomegna an'azy Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany \ No newline at end of file +\v 15 \v 14 \v 16 Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo agnatrehany, ampiadanana Ary iany ko, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, otrany ny nosoratan'i Paoly ralay malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze nomegna an'azy Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany \ No newline at end of file diff --git a/03/17.txt b/03/17.txt index 7d0d112..49754b3 100644 --- a/03/17.txt +++ b/03/17.txt @@ -1 +1 @@ -Non'izany, ry malala, satria fantatrareo zany ra zany, de tandremo ny tegnanareo mba tsy ho voafandrika ny fitakin'ny ola ratsy fagna ka ho very ny famarignanareo Fa mitomboa amin'ny fasoavana sy ny falalagna ny Tompontsika sy jesosy Kristy Mpamonjy antsika Ho an'azy anie ny voninahitra amizao ka hatramizay Amena \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 Non'izany, ry malala, satria fantatrareo zany ra zany, de tandremo ny tegnanareo mba tsy ho voafandrika ny fitakin'ny ola ratsy fagna ka ho very ny famarignanareo Fa mitomboa amin'ny fasoavana sy ny falalagna ny Tompontsika sy jesosy Kristy Mpamonjy antsika Ho an'azy anie ny voninahitra amizao ka hatramizay Amena \ No newline at end of file