Mon Jun 08 2020 18:32:28 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 18:32:29 +03:00
parent 01e86e71b7
commit 2c80d3337d
5 changed files with 9 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 Avy amin'ny alalan'reo Jiosy no nandraisako "Taroka efapolo latsaka raika" indimy. Intelo za no notarôna tamin'ny kakazo. Indray za no notoraham-bato. Intelo za no vaky sambo. Nandany ray alina sy ray andro taigny an-dranomasina za. Nande matetika za, tamin'ny lozan'ny ony, tamin'ny lozan'reo mpandroba, tamin'ny lozan'ny ôloko magnokana, tamin'ny lozan'reo Jeltilisa, tamin'ny loza taigny amin'ny tanàna, tamin'ny loza taigny agn'efitra, tamin'ny loza taigny an-dranomasina, tamin'ny loza avy am'reo ralahy sandoka.
\v 24 Avy amin'ny alalan'reo Jiosy no nandraisako "Taroka efapolo latsaka raika" indimy. \v 25 Intelo za no notarôna tamin'ny kakazo. Indray za no notoraham-bato. Intelo za no vaky sambo. Nandany ray alina sy ray andro taigny an-dranomasina za. \v 26 Nande matetika za, tamin'ny lozan'ny ony, tamin'ny lozan'reo mpandroba, tamin'ny lozan'ny ôloko magnokana, tamin'ny lozan'reo Jeltilisa, tamin'ny loza taigny amin'ny tanàna, tamin'ny loza taigny agn'efitra, tamin'ny loza taigny an-dranomasina, tamin'ny loza avy am'reo ralahy sandoka.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 \v 29 Efa tamin'ny asa mafy sy ra sarotra za, tamin'ny alina tsisy torimaso, tamin'ny silaona sy hetaheta, tamin'ny fifaden-kanina matetika, tamin'ny hatseka sy fiboridanana. Ankôtran'ny ra hafa, misy tsindry isan'andro aminà nohon'ny fagnahiko amin'ny fiangonana daôly. Iza no malemy, ka tsy malemy za? Iza no manafitohina, ka tsy mirehitra za?
\v 27 Efa tamin'ny asa mafy sy ra sarotra za, tamin'ny alina tsisy torimaso, tamin'ny silaona sy hetaheta, tamin'ny fifaden-kanina matetika, tamin'ny hatseka sy fiboridanana. \v 28 Ankôtran'ny ra hafa, misy tsindry isan'andro aminà nohon'ny fagnahiko amin'ny fiangonana daôly. \v 29 Iza no malemy, ka tsy malemy za? Iza no manafitohina, ka tsy mirehitra za?

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 \v 31 Raha tsy maintsy mirehareha za, de hirehareha momba ze maneho reo fahalemeko. Le Andriamanitra sy Rain'i Tompo Jesosy, le raika ze deraina mandrakizay, de mafantatra fa tsy mandainga za!
\v 30 Raha tsy maintsy mirehareha za, de hirehareha momba ze maneho reo fahalemeko. \v 31 Le Andriamanitra sy Rain'i Tompo Jesosy, le raika ze deraina mandrakizay, de mafantatra fa tsy mandainga za!

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 \v 33 Taigny Damaskosy, ny governora ambanin'i Areta mpanjaka de niambina ny tanànan'i Damaskosy mbô hisambotra anà. Fa nampidignina tamin'ny sobika takeo amin'ny varavaran-kely raika teo amin'ny manda za, ka de nandositra ny tagnany.
\v 32 Taigny Damaskosy, ny governora ambanin'i Areta mpanjaka de niambina ny tanànan'i Damaskosy mbô hisambotra anà. \v 33 Fa nampidignina tamin'ny sobika takeo amin'ny varavaran-kely raika teo amin'ny manda za, ka de nandositra ny tagnany.

View File

@ -141,6 +141,11 @@
"11-16",
"11-19",
"11-22",
"11-24",
"11-27",
"11-30",
"11-32",
"12-title",
"12-01",
"12-03",
"12-06",