Mon Jun 08 2020 18:30:34 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 18:30:35 +03:00
parent 8aca38e9c7
commit 01e86e71b7
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Nagneky am-pifalena reo adala anareo. De hoe hendry ny tegnanareo! Fa mandefitra amin'ôla anareo raha manandevo an'nareo, mandany an'nareo, magnararôtra an'nareo, mandray ny tegnany ho ambony noho anareo, na raha mamely tefatsofigna an'nareo izy. Ho taraviko amin'ny fafam-barakanay da malemy lôtra zahay tamin'ny fagnanôvana an'zany. Raha misy mirehareha - de miresaka ôtran'ny adala za - Za iany kô de hirehareha.
\v 19 Nagneky am-pifalena reo adala anareo. De hoe hendry ny tegnanareo! \v 20 Fa mandefitra amin'ôla anareo raha manandevo an'nareo, mandany an'nareo, magnararôtra an'nareo, mandray ny tegnany ho ambony noho anareo, na raha mamely tefatsofigna an'nareo izy. \v 21 Ho taraviko amin'ny fafam-barakanay da malemy lôtra zahay tamin'ny fagnanôvana an'zany. Raha misy mirehareha - de miresaka ôtran'ny adala za - Za iany kô de hirehareha.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Hebreo ma zareo? Za iany kô. Israelita ma zareo? Za iany kô. Taranak'i Abrahama ma zareo? Za iany kô. Mpagnompo an'i Kristy ma zareo? (Miresaka ôtran'ny ôla very saigna za.) Mihôtra noho zany za. Mbôla niasa mafy nihôtra noho zany aza za, taigny am-ponja matetika, tamin'ny taroka mihôtra ny fepetra, tamin'ny fiatrehana loza betsaka mahafaty.
\v 22 Hebreo ma zareo? Za iany kô. Israelita ma zareo? Za iany kô. Taranak'i Abrahama ma zareo? Za iany kô. \v 23 Mpagnompo an'i Kristy ma zareo? (Miresaka ôtran'ny ôla very saigna za.) Mihôtra noho zany za. Mbôla niasa mafy nihôtra noho zany aza za, taigny am-ponja matetika, tamin'ny taroka mihôtra ny fepetra, tamin'ny fiatrehana loza betsaka mahafaty.

View File

@ -139,6 +139,8 @@
"11-12",
"11-14",
"11-16",
"11-19",
"11-22",
"12-01",
"12-03",
"12-06",