Mon Jun 08 2020 18:22:27 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 18:22:28 +03:00
parent 764a52ea81
commit 8aca38e9c7
10 changed files with 17 additions and 8 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Magniry za mbô ahafanareo mamela anà hagnano fadalana kely sasagny. Fa tegna mamela anà tokô anareo! Fa saro-piaro ny momba an'nareo za. Managna fahasarotam-paiaro araka an'Andriamanitra aminareo za, hatramin'ny nagnomezako toky an'nareo takao amin'ny fanambadena ho an'ny vady raika iany. Nagnome toky za ny hagnolotra annareo salan'ny virijiny madio ho an'i Kristy.
\c 11 \v 1 Magniry za mbô ahafanareo mamela anà hagnano fadalana kely sasagny. Fa tegna mamela anà tokô anareo! \v 2 Fa saro-piaro ny momba an'nareo za. Managna fahasarotam-paiaro araka an'Andriamanitra aminareo za, hatramin'ny nagnomezako toky an'nareo takao amin'ny fanambadena ho an'ny vady raika iany. Nagnome toky za ny hagnolotra annareo salan'ny virijiny madio ho an'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Fa matatra za sôde, salan'ny namitahan'ny menaragna an'i Eva tamin'ny alalan'ny hafetseny, ny eritreritrareo de mety hiala amin'ny fagnoloran-tegna amin-kitsi-po sy madio amin'i Kristy. Fa eritrereto hoe misy ôla raika tonga hitory an'i Jesosy hafa noho le raika toriantsikana. Na eritrereto hoe mandray fagnahy hafa noho ze raisinareo anareo. Na eritrereto hoe mandray filazantsara hafa noho le raika ze noraisinareo anareo. Mamela regny ra regny tsara fôgna anareo!
\v 3 Fa matatra za sôde, salan'ny namitahan'ny menaragna an'i Eva tamin'ny alalan'ny hafetseny, ny eritreritrareo de mety hiala amin'ny fagnoloran-tegna amin-kitsi-po sy madio amin'i Kristy. \v 4 Fa eritrereto hoe misy ôla raika tonga hitory an'i Jesosy hafa noho le raika toriantsikana. Na eritrereto hoe mandray fagnahy hafa noho ze raisinareo anareo. Na eritrereto hoe mandray filazantsara hafa noho le raika ze noraisinareo anareo. Mamela regny ra regny tsara fôgna anareo!

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Satria mieritreritra za fa tsy farany ambany noho reo lazaina fa hoe Apostoly ambony. Fa na de tsy nizarana nandaha-teny aza za, de nizarana tamin'ny fahalalana. Tamin'ny fomba daôly sy tam'reo ra daôly de nataonay ho fantatrareo zany.
\v 5 Satria mieritreritra za fa tsy farany ambany noho reo lazaina fa hoe Apostoly ambony. \v 6 Fa na de tsy nizarana nandaha-teny aza za, de nizarana tamin'ny fahalalana. Tamin'ny fomba daôly sy tam'reo ra daôly de nataonay ho fantatrareo zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 Magnota ma za tamin'ny fanetren-tegnako mbô hisandratanareo? Fa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho an'nareo za. Nandroba reo fiangonana hafa za tamin'ny alalan'ny fanekena fanohanana avy amin-jareo mbô afahako magnompo an'nareo. Rafa niaraka taminareo za sy nila fagnampena, de tsy nagnavesatra n'iza n'iza. Fa reo ra nilaiko de namen'reo mpiralahy ze tonga avy takaigny Makedonia. Tamin'ny ra daôly de nitandrina ny tegnako tsy ho enta-mavesatra aminareo za, ary hanohy hagnano an'zany.
\v 7 Magnota ma za tamin'ny fanetren-tegnako mbô hisandratanareo? Fa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho an'nareo za. \v 8 Nandroba reo fiangonana hafa za tamin'ny alalan'ny fanekena fanohanana avy amin-jareo mbô afahako magnompo an'nareo. \v 9 Rafa niaraka taminareo za sy nila fagnampena, de tsy nagnavesatra n'iza n'iza. Fa reo ra nilaiko de namen'reo mpiralahy ze tonga avy takaigny Makedonia. Tamin'ny ra daôly de nitandrina ny tegnako tsy ho enta-mavesatra aminareo za, ary hanohy hagnano an'zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Raha akato aminà ny fahamarinan'i Kristy, de tsy hangina zany fireharehako zany aigny amin'ny faritr'i Akaia. Magnino? Satria tsy teko ma anareo? Andriamanitra mahalala.
\v 10 Raha akato aminà ny fahamarinan'i Kristy, de tsy hangina zany fireharehako zany aigny amin'ny faritr'i Akaia. \v 11 Magnino? Satria tsy teko ma anareo? Andriamanitra mahalala.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Ary ny ra ataoko de mbôla ho ataoko fôgna, mbô mety afahako magnala ny fitaraignana nohon'ny fanakianana anà sy ny fitarainana noho reo ze ten-jareo hireharehana - fa zareo de hita magnano asa mitovy am'ze ataonay. Fa ny ôla salan'zany de apostoly sandoka sy mpiasa mamitaka. Zareo de magnano sarintsarin'ny tegnany salan'ny Apostolin'i Kristy.
\v 12 Ary ny ra ataoko de mbôla ho ataoko fôgna, mbô mety afahako magnala ny fitaraignana nohon'ny fanakianana anà sy ny fitarainana noho reo ze ten-jareo hireharehana - fa zareo de hita magnano asa mitovy am'ze ataonay. \v 13 Fa ny ôla salan'zany de apostoly sandoka sy mpiasa mamitaka. Zareo de magnano sarintsarin'ny tegnany salan'ny Apostolin'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Ary zany de tsy magaga, fa na ny satana aza maneho ny tegnany salan'ny anjelin'ny fahazavana. Tsy magaga tsony raha meneho ny tegnan-jareo salan'ny mpanompon'ny fahamarinana reo mpanompony. Ny anjaran-jareo de ze mendrika ny asan-jareo.
\v 14 Ary zany de tsy magaga, fa na ny satana aza maneho ny tegnany salan'ny anjelin'ny fahazavana. \v 15 Tsy magaga tsony raha maneho ny tegnan-jareo salan'ny mpanompon'ny fahamarinana reo mpanompony. Ny anjaran-jareo de ze mendrika ny asan-jareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Taraviko ndre hoe: "Aza avela hisy hieritreritra hoe adala za. Fa raha magnano zany anareo, de raiso salan'ny adala za ka mbô hirehareha kely. Ze lazaiko momba ty fahatokiana mirehareha ty de tsy araka ny lazain'ny Tompo, fa miteny ôtran'ny adala za. F'efa betsaka ny ôla no mirehareha araka ny nofo, de hirehareha iany kô za.
\v 16 Taraviko ndre hoe: "Aza avela hisy hieritreritra hoe adala za. Fa raha magnano zany anareo, de raiso salan'ny adala za ka mbô hirehareha kely. \v 17 Ze lazaiko momba ty fahatokiana mirehareha ty de tsy araka ny lazain'ny Tompo, fa miteny ôtran'ny adala za. \v 18 F'efa betsaka ny ôla no mirehareha araka ny nofo, de hirehareha iany kô za.

1
11/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 11

View File

@ -131,6 +131,14 @@
"10-15",
"10-17",
"11-title",
"11-01",
"11-03",
"11-05",
"11-07",
"11-10",
"11-12",
"11-14",
"11-16",
"12-01",
"12-03",
"12-06",